Taratra

Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE

Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Ac­créditation” ary “Équivalence” HAE. Niarahana tamin’ireo tomponandraikitry ny toeram-pampianarana ambaratonga ambony miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana izany. Miisa 546 ireo antontan-taratasy voaray hatramin’ny 10 jolay 2026, raha manodi­dina ny 250 kosa ireo antontan-taratasy […]

Fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora : Nanome soso-kevitra ny Observatoire de la Jeunesse

Nanara-maso akaiky ny zava-nisy nandritra ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora ny Observatoire de la jeunesse. Nitondra soso-kevitra hanarenana ny lesoka izy ireo. Nahatsikaritra ny Obser­vatoire de la Jeunesse fa nisy tsy fitoviam-pijery teo amin’ny samy tanora, momba ny fanatanterahana ny fihaonambem-pirenena ho an’ny tanora, natao ny herinandro teo. Vokatry ny […]

Loka Pierre Castel : Nahazo 25 000 euros ny Sakafo Madagasikara

Misehatra amin’ny fanodinana sy varotra fivarotana vokatry ny fambolena voankazo sy legioma ny orinasa Sakafo Madagasikara. Azony ny loka Pierre Castel ho an’ny taona 2026, manohana ny mpandraharaha mitondra fampandrosoana maharitra. Tsy mitsahatra manohana ny orinasa sy ny mpandraharaha malagasy ny orinasa Star. Tafiditra ao anatin’izany ny fifaninanana Loka Pierre […]