Taratra

Atsimo Atsinanana: Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ ny tambajotra miaro ny ankizy

Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny tambajotra miaro ny zon’ny ankizy (Réseau pour la protection de l’enfant) eto amin’ny faritra Atsimo Atsinanana. Mandritra ny hefarana no nanatontosana izany tao amin’ny centre récréatif Abba Farafangana, nifarana omaly. Nitarika ny fampiofanana ny avy amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Unicef izay mpiara-miombon’antoka. Mandray […]

INDRAY MIJERY

Nisy ny fizarana “certificat” ho an’ny tantsaha niofana tamin’ny fiompiana kisoa niaraka tamin’ireo teknisianin’ny Bio Ferme. Miisa 210 ireo voaofana tao amin’ny distrikan’i Manandriana ho famoronana asa ho an’ny vehivavy. Nanomana sahady ny fankalazana ny 8 marsa ho avy ireo vehivavy 600 nanatrika ny hetsika. Nandritra izany koa no nifampirarian’izy […]

Fanairana mialoha ny loza : Fokontany 20 nahazo fitaovana

Nisy ny fanomezana fitaovana ahafahana manaitra mialoha ny mpiara-belona raha vao misy loza hitranga. Efa nahazo fiofanana manokana ireo olona izay hampiasa ireo fitaovana ireo. Afaka mandray andraikitra avy hatrany rehefa misy ny loza, Fokontany 20 no nisitraka ireto fitaovana ireto. Avy ao amin’ny boriborintany I, ahitana fokontany valo, boriborintany […]

Hanampiana ny ray aman-dreny: Misokatra ny ivontoeram- panabeazana Vaha eny Itaosy

Natsangana ny ivontoeram-panabeazana Vaha eny Itaosy ho an’ny ray aman-dreny sy ireo niharan’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Ho tantsoroka amin’ny fitaizana ny zanaka izany. Hisokatra ho an’ny daholobe manomboka amin’ny herinandro, eny Itaosy, ny ivontoeram-panabeazana Vaha izay zanaky ny sekolin’ny ray aman-dreny naorian’ny mpanabe, Rasoanindrina Marguerite. […]

TARATRY ny KANTO

Hotanterahina, anio, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Cercla Germano-Malagasy, tohatohabaton’Antaninarenina ny antsam-paribolana « Volam-pahavaratra », hiarahana amin’ny Faribolana Sandratra. Hisy hatrany ny fotoana hifanakalozan-kevitra eo amin’ny mpanatontosa sy ny mpanatrika mba hahazoana manatsara ny tontolon’ny soratra. 24 janoary, «Andro iraisam-pirenena ho an’ny fampianarana ». Tsy azo hodian-tsy hita, satria, tsy afa-misaraka […]