Efa ao anaty fanomanana tanteraka ny fihodinana faharoa amin’ny fifanintsanana « Afrobasket 2025 » amin’izao ny ekipan’ny Ankoay. Ny 21 hatramin’ny 28 febroary izao no hanataterahina ity fifaninanana ity eto Madagasikara, izay hatao eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hikarakara lalao ara-pirahalahiana na « Match de gala » eo amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny minisiteran’ny […]
Taratra
Beach-volley-Afrika: hatao any Mahajanga raha tsy misy fiovana
Fifaninanana iraisam-pirenena maro no miandry ny Federasiona malagasin’ny volley-ball, amin’ity taom-pikatrohana 2025 ity. Anisan’izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, beach-volley izay kasaina hatao eto Madagasikara, raha ny fandaharam-potoana navoakan’ny federasiona. Any Mahajanga no hanaovana ity fifaninanana afrikanina ity, raha tsy misy ny fiovana. Marihina fa eo am-pandinihana ny mahakasika […]
Baolina kitra, sokajy vehivavy: mbola baraingo ny fifaninanana nasionaly
Matetika resahina eto an-toerana foana ny resaka baolina kitra, lehilahy, saingy efa misongadina ihany koa ny sokajy vehivavy amin’ity taranja ity. Mampalahelo ihany anefa ny zava-misy amin’izao fotoana izao, toa tsy misy resaka intsony ny tohin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ho an’ireo vehivavy, U-17, sy zokiny, Séniors. Tsiahivina fa […]
Fantina sy fintina
Tokony ho tratra tsara ny tanjona “Madagasikara anjakan’ny fahitsiana amin’ny taona 2030“, araka ny nambaran’ny filoha Rajoelina teny Iavoloha, afakomaly, tamin’ny filankevitry ny minisitra. Nanteriny fa tafiditra ao anatin’izany ny fanafoanana ny tsimatimanota, ny fanatsarana ny fiaraha-miasa handravana ireo tambajotrana kolikoly, ny fahamendrehana … Noraisin’ny filoha Amerikanina, Joe Biden, ny […]
Olan’ny mpanao politika
Tahotra, ahiahy… Izay no rivotra fohina amin’izao? Tsy inona fa ny amin’ny fampiakaram-peon’ny sasany eo am-piandrasana ny vokatra ofisialin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina. Hanao ahoana? Tsia, efa azoazo vina ny voka-pifidianana miainga amin’ny vonjimaika navoakan’ny rafitry ny Ceni eny anivon’ny faritany. Ny aorian’ ny fifidianana? Eo ny fisian’ny fanahiana […]




