Nirefodrefotra ny basy tao Tanambao Verrerie ka hatrany ambadik’i Manangareza ny talata teo, nandritra ny fifanenjehana teo amin’ny jiolahy sy ny polisin’ny centrale eo ambany fitarihan’ny kaomisera Rakotondrainivonona Panoel Tsiky, tamin’ny alalan’ny UIR ary nampian’ny Fip, tarihin’ny kaomisera Rafaliarivo Jules. Nizara roa miavaka ireo polisy, ny talata teo. Satria, asan-jiolahy […]
Taratra
Indray mijery
Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Dikeledi tany avaratra, nitondra tohana ho an’ny olona traboina 900 ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (Unfpa). Nisy ny fanentanana isorohana ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy (VBG). Nizarana fitaovana manokana koa ireo vehivavy teny amin’ny toeram-pandraisana. Nitondra ny teny firariantsoa ho an’ny minisitry ny […]
CUA: diovina ny fantsona fivoahan-drano
Nanao tombana ny asa fanadiovana ireo fantsona sy lakandrano eto Antananarivo ny CUA sy ny SMA ary ny Apipa. Izy ireo izay manambatra hery amin’ny fanadiovana. 70% ny tahan’ny fanadiovana no vita teny Namontana, 60% teny amin’ny Paraky tsy lefy, 60% ny asa vita teny Ambohitrakely ary 40% teny amin’ny […]
Tetikasa VAE-DE: fampiakarana ny fahaiza-manaon’ny talen-tsekoly
Fankatoavana ny fahaiza-manao vokatry ny traikefa ho an’ny talen-tsekolim-panjakana ny tetikasa VAE-DE. Lalana sy fitaovana iray entin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy ny fibeazana, indrindra ny tantsoroka ara-pedagojika amin’ny fanomezan-danja ny asan’ny sekoly izany. Taorian’ny fanofanana ireo mpisehatra sy ny fivahinianana ho fifanakalozana fahaiza-manao tany Frantsa, notanterahina ny […]
Rivodoza Dikeledi: mbola mitondra tafiotra mahery, miha manalavitra ny morontsiraka
Omaly tolakandro, tany amin’ny 228 km andrefana somary atsimo andrefan’i Toliara no nisy ny foiben’i Dikeledi. Lasa Cyclone tropical indray izy ka niakatra ho 130 km isan’ora ny rivotra miaraka aminy, arahina tafiotra 180 km isan’ora manakaiky ny foibeny. Nikisaka haingana nianatsimo somary atsimo atsinanana izy ka nahafaka 38 km […]




