Fandresena iray sy faharesena iray no azon’ny Malagasy, nandritra ny fiadiana ny Hengqin Challenger 2026, taranja basikety lalaovina olona 3. Laharana faha-13 tamin’ny 16 nifaninana ny Ankoay. Nifarana omaly tao amin’ny kianja mitafon’ny Hengoin Cultural and Art Center, Chine, ny fiadiana ny Fiba 3×3 Hengqin Challenger 2026. Teo ho eo […]
Taratra
Kitra – Pureplay football league : Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC
Tsy voahaja ny lojika teo amin’ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny Pureplay Football League (PFL). Resin’ny Uscafoot ny Disciples FC ho an’ny kaonferansy atsimo. Nitranga ny tsy nampoizina teo amin’ny vokatry ny andro faha-12 hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra Pureplay […]
INDRAY MIJERY
Ho fanamafisana ny fiatrehana ny ady amin’ny valanaretina Mpox eto amin’ny faritra Analamanga, nanolotra fitaovana ho an’ny sampandraharaham-paritry ny fahasalamam-bahoaka ny Croix-Rouge Malagasy. Natolotra tamin’izany ny fitaovana momba ny fahadiovana sy fidiovana hanohanana ny ezaka amin’ny fisorohana sy ny fitsaboana. Misy distrika hafa koa nahazo fanomezana mifanaraka amin’ny filany, ao […]
Isoraka sy ny manodidina : Ahena ny ambana amin’ny loza mety hitranga
Nampiantso fivoriana maika, nidina ifotony teny amin’ny Rue de la Russie, Isoraka ny BNGRC niaraka tamin’ny ekipany nijery ny loza mitatao sy manambana eny an-toerana. Efa nisy ny fitarainana avy amin’ny mponina mahakasika ny fihotsahana mety hitera-doza ka nandraisana fanapahan-kevitra ny fijerena akaiky ny tranga. Tsikaritra taorian’ny fidinana ifotony fa […]
Faritra Anosy: 4 500 ny fianakaviana marefo notohanana
Nanatanteraka fidinana ifotony, tany amin’ny faritra Anosy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, notarihin-dRakotoniaina Voahanginirina Cathia. Nisy ny fijerena akaiky ny toe-piainan’ny mponina. Nampanantena ny ho fanatsarana izany izy nandritra ny lahateny izay nataony ny faran’ny herinandro lasa teo. Fianakaviana marefo maherin’ny 4 500 tao amin’ny kaominina Ankariera, […]




