Taratra

Tarika KabôsySpirit: manandratra sy mitrandraka ny gadona malagasy

« Tano ny an’ny tena fa ny an’olo tsa homeny ». Izay no namehezan’i Doda, mpitendry kabôsy ao amin’ny tarika KabôsySpirit ny resaka nifanaovana taminy. Izay fanandratana ny gadona malagasy izay rahateo no tena ifotoran’ ity tarika avy any amin’ny faritra Matsiatra Ambony ity. «Fiai­nako ny fitendrena kabôsy izay anisan’ireo zavamaneno nentim-paharazana […]

Mahay milalao

Henjana ara-bakiteny ry zalahy sy ry zavavy ! Talen­tany raha ny serasera , indrindra ho an’ny tombontsoan’ny tenany na ny vondrony manokana. Nampiaky volana ny seho niezinezina nataon’ikala tany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tena hoe iza no tsy gaga ? Nisy aza ny tandapa sasany tena nihorohoro ara-bakiteny. Efa namoaka vava ny hametra-pialana […]