Notanterahina omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa, “World Cola Ligue des Champions D2 National”. Nahazo vokatra tsara ny ekipan’ny AS ST Anne, solontenan’Analamanga. Nandresy ny ekipan’ny Black Power Sofia, 1 no ho 0 izy ireo, omaly, tany Vohemar. Manana isa efatra izy […]
Taratra
Barea de Madagascar : Vita ny fandidiana an’i Metanire
Tontosa ny alatsinainy lasa teo, tany Etats-Unis, ny fandidiana ny lohalika havian’ilay vodilaharana malagasy ao amin’ny Barea de Madagascar, i Romain Metanire. Tsy misy intsony ny ahina amin’ny toe-pahasalamany. Efa manomana ny fiverenany an-kianja ny tenany ankehitriny ka hanombohany izany ny fanetseham-batana. Marihina fa noho io aretina nahazo azy io […]
Baolina kitra afrikanina : hiakatra fitsarana any Suisse i Ahmad Ahmad sy ny Caf
Hiakatra eo anivon’ny fitsarana misahana ny ady hifanaovana amin’ny fanatanjahantena (Tas) indray ny raharaha nampifanolana an’i Ahmad Ahmad, filohan’ny Kaonfederasiona afrikanina baolina kitra teo aloha sy ny Caf. Navoakan’ny rohin’ny fitsarana misahana ny ady hifanaovana amin’ny fanatanjahantena (Tas), ny 11 jolay lasa teo, fa hiakatra eo anivon’izy ireo indray ny […]
INDRAY MIJERY
Ankoatra ny lasy jobily tanterahina eny Fihaonana, fotoana maro hamaritra ny hoavin’ny skotisma sy ny firenena ho an’ny 100 taona manaraka ity volana ity. Rasoamahenina Sanda, Malagasy kandidà ho amin’ny komity mpitantana ny skotisma maneran-tany hofidina mandritra ny fivoariam-ben’ny skoto maneran-tany ny 17 hatramin’ny 23 aogositra ho avy izao, any […]
Homamiadana : tsy mazoto manao fitiliana ny vehivavy
Nofaranana, afakomaly, tetsy Ankatso, ny fanaovana fitiliana maimaimpoana nokarakarain’ny Douleur sans frontières. Hetsika niarahan’izy ireo niasa tamin’ny Fianakaviana sambatra (Fisa). Nisy ny valandresaka natao teny an-toerana nandinihina lohahevitra maro, toy ny fahasalamana ara-pananahana, ny fahasalaman’ny vehivavy. Tanjona ny hanentana ny vehivavy hanao fitiliana hahafahana mamantatra raha misy homamiadana izy na […]




