Tontosa, omaly, tetsy Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin-dry Samoela sy Raboussa ary Krutambull. Feno tanteraka ny toerana, tonga maro namaly ny antso ireo mpankafy, lahy sy vavy. Ireo olona teraka tamin’ny taona 80 no tena mpankafy tamin’ny ankapobeny. Nanakoako teny amin’ny manodidina ny feon’ny mpankafy tetsy Antsahamanitra. Tsy nitsahatra ny […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Eto Madagasikara, ny 34% amin’ny zaza latsaky ny herintaona no tsy mbola nahazo ny fatram-baksiny voalohany tokony ho natao azy, araka ny antontanisa avy amin’ny OMS sy ny Unicef. Homarihina ny 26 avrily ho avy izao ny faha-50 taonan’ny fandaharanasa fanaovam-baksiny. Nanomboka omaly ary hitohy ao anatin’ny roa andro manaraka, […]
Nitsidika an’Ambovombe : tonga eto ny talem-paritry ny Unicef
itsidika an’i Madagasikara nanomboka ny 20 ka hatramin’ny 26 avrily ho avy izao ny talem-paritry ny Unicef ho an’ny firenena aty atsimo sy atsinanan’i Afrika, Etleva Kadilli. Hijery ifotony ny fandaharanasan’ny Unicef eto amintsika sy hitafa amin’ny vahoaka momba ny fiantraikan’ireo asa samihafa ireo izy. Nahita mivantana ny vokatry ny […]
Fanapoizinana ara-tsakafo : roa maty, enina niditra hopitaly
Mampalahelo! Noho ny fahasahiranana ara-tsakafo, lasa mihinankinam-poana ny ankamaroan’ny tokantrano. Nisy mpanjono nahita zerikanina nitsingevana tao amin’ny ranomasin’i Mahavelona Foulpointe, ny alarobia lasa teo, ary nitondra izany tety an-tanety. Rehefa nosokafana ilay izy, zavatra toy ny sira no tao anatiny ka nifampizarany tamin’ny namany niara-nahita ilay zerikanina voalohany. Nisy ireo nanao […]
Fampianarana Ambony: nahazo oniversite vaovao ny faritra Analanjirofo
Tsy hivangongo amin’ny renivohi-paritany intsony ny oniversite miankina amin’ny fanjakana fa efa aparitaka any amin’ny faritra rehetra ho fanatonana ny mpianatra vonona hanohy fianarana eny amin’ny ambaratonga ambony. Namarana ny fitsidihan’ny filoham-pirenena ny faritan’i Toamasina ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny oniversiten’Analanjirofo, ny faran’ny herinandro teo. Ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, […]




