Taratra

Fiombonana : “Mailo fa misy fitaka ao “

“Fomba fanaon’ny mpanao politika izy io. Amin’ny maha fomba fanaony azy izay: rehefa miala ireo minisitra ireo, tsy ireo no hisolovava ny vahoaka eo anivon’ny Antenimiera raha ny hita eo amin’ny tantara”. Izay ny fijerin’ny sekretera jeneralin’ny Fiombonana, Retogniane Durlin, manoloana ny fisisi­han’ny minisitra mirotsaka ho depiote. Hiverina ho minisitra […]

SOMBIM-BAOVAO

Miatrika ny fifaninanana afrikanina ITF/CAT U16 izay hatao any Alger, renivohitr’i Algerie, i Mitia Voavy Andraina, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Raha ny fantatra, nianto-tena ity Malagasy atleta ity. Tsara ny mampahafantatra fa mety hanarina ny lesoka hita nan­dritra ny lalao Afrikanina natao tany Accra Ghana i Mitia Voavy amin’ity fifanintsanana […]

Taekwondo: hofantatra anio ny ho filohan’ny federasiona

Hotanterahina anio, eny Alarobia, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona mala­gasin’ny taekwondo (FMTKD). Miisa roa ireo kandidà hofidina amin’izany. Anisany ny filohan’ ny FMTKD teo aloha, Rama­nantsoa Christian, sy ny lehiben’ny ligin’Analamanga teo aloha, Rakotomanana Franck Tiana. Tsiahivina fa amin’io fo­toana io vao hijoro ny vaomiera mikarakara ny fifidianana (Ceni). […]