Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Midina 2 500Ar ny kilaon’ny vary gasy amin’ izao fotoana, raha 2 400Ar ny semence sy ny varin’Ambatolampy. Anatin’ny fararano isika izao ka miaka-bokatra ny eto an-toerana. Midina ihany koa ny vidin’ny menaka sy ny lafarinina, manaraka ny vanim-potoana toy izao ny vidin’entana isan-taona. Nanomboka omaly ny asa fanotofana vato (remblayage […]

Harena an-kibon’ny tany: nikela sy kobalta ny 33 % ny vokatra aondrana

Tsy mitsahatra mitontongana ny vidin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Ankehitriny, manodidina ny 17 711 dolara ny taonina amin’ny Nikela, araka ny tarehimariky ny tsena iraisam-pirenena, ho an’ny harena an-kibon’ny tany any Londres (LME), omaly, raha toa ka tafakatra hatrany amin’ny 32 000 dolara izany ny volana janoary 2023. Lohalaharana amin’ny […]

fiarovana ny tontolo iainana : mandray anjara ny SIM

Hiara-hiasa ho amin’ny fampiroboroboana ny fandraharahana sy ho amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (SIM) sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (MEDD). Nisy ny dinika nifanaovan’ny roa tonta teny Akorondrano, ny alakamisy teo. Voaresaka ny fanafainganana ny fikirakirana ny antotan-taratasy ilain’ny orinasa eo […]

Minisitra Andriatsitohaina Naina: “Fototry ny filaminana ny firindran’ny fananantany”

Nifarana omaly ny atrikasam-pirenena ho amin’ny fanavaozana ny lalàna momba ny tanim-panjakana azo amidy. Nisy ny toromarika nomen’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) tamin’izany. “Anisan’ny fototry ny fandriampahalemana ny filaminan’ny tontolon’ny fananantany. Ha­no­va ny tantara isika amin’izao fanavaozana ny lalàna momba ny fananantany izao”, hoy izy. […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Moto Scooter Slalom. Hotolorana lelavola 250 000 Ar izay mahazo ny laharana voalohany ao amin’ny sokajy « A ». Tsara ny mampahafantatra fa ny Scoot Racing Club no mikarakara ity fifaninanana ity. Nijanona eo amin’ny laharana faha-109 i Madagasikara ao […]