Notanterahina tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny alahady 31 marsa lasa teo, ny Pancrace sy K1. Fihaonana iraisam-pirenena nokarakarain’ny vaomiera malagasin’ny pancrace sy ny submission (CMPS). Nifanandrinan’ny Malagasy sy i La Réunion. Fandresena 4 ho an’ny vahiny, raha 1 ny an’i Madagasikara. Anisan’ny nibatan’ny Malagasy medaly volamena, ny nandresen’i Star […]
Taratra
Kianjaben’i Mahamasina: ho tonga rahampitso ny iraky ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf)
Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny hoavin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hanao fitsirihana sy hanadihady mahakasika io fotodrafitrasa io mantsy ny iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanina (Caf). Hamantarana izay tokony hohavaozina sy hamboarina izy ireo. Ho tonga rahampitso alakamisy, eto Madagasikara, i Josua Andries Hoebeb, iraka manokan’ny Kaonfederasiona Afrikanin’ny baolina kitra (Caf). Anton-diany […]
Lapan’i tsimbazaza: tsy azo anaovana hetsika politika
Tsy azo hanaovana hetsika politika intsony eny Tsimbazaza. Ho arahi-maso akaiky izay mivezivezy eny amin’ny Antenimerampirenena. “Tsy azo hanaovana hetsika politika intsony eto amin’ny Antenimierampirenena. Izay no fepetra noraisina. Tsy mandray ankoatra ny fanaovan-tsakafo ny ao amin’ny “cafétaria”. Tsy mandray olon-kafa, na mpanao politika na valandresaka ho an’ny mpanao gazety.” […]
JJB- Mada Nach No Gi : Klioba mendrika ny Checkmat
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Jiu-jitsu Breziliana, “Nach No Gi”. Klioba mendrika indrindra ny Checkmat, nahazo medaly volamena 15, volafotsy 8 ary alimo 8. Ankoatra ny klioba mendrika, nisy koa ny teknisianina mendrika nomena loka, ka nahazo izany, teo amin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina teny amin ‘ny kianja Makis Andohatapenaka, ny zoma lasa teo, ny fitsapana an-tsoratra sy ara-batana ho an’ireo mpitsara miisa 35 mianadahy. Natao Hanatsarana ny kalitao eo amin’ny lafin’ny fitsarana mandritra ny fifaninanana « XXL Top 12 » izany. Tsiahivina fa ny fifanintsanana dia hitohy amin’ny 7 avrily ho avy izao. Hotontosaina […]




