Notontosaina teto Antananarivo, nanomboka ny 24 marsa hatramin’ny afakomaly ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, “leg 1 sy 2”, taranja tenisy, sokajy zandriny U14, lahy sy vavy. Nandrombaka ny medaly volafotsy teo amin’ny lalaon’olon-droa miaraka, vehivavy, Andriamaniraka Ainatia sy ilay zimbaboey, Chapepa Kuzivaishi. Nahazo ny alimo, tamin’ny lalao ho an’olon-tokana, lehilahy, […]
Taratra
Taranja mekanika: nahatratra iray alina ireo nitsidika ny “Motor show 2024”
Nahavita dingana goavana ny Magic, mpikarakara ny “Motor show 2024”. Fampirantiana ireo fiara tranainy sy hiaka farany eto Madagasikara. An’aliny ireo mpitsidika tonga tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Fahombiazana ny andiany voalohany amin’ny “Motor show 2024”. Hetsika nampirantiana ireo fiara sy kodiaran-droa tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny sabotsy […]
TARATRY ny KANTO
Efa manana ny toerany ny gadona Reggea, raha ny eto Madagasikara, hoy ny tomponandraikitry ny “Fianara Reggea Festival”, hetsika natokana hanandratana ity gadona ity eto amintsika. Notanterahina tany Fianarantsoa, ny 29 hatramin’ny 30 marsa 2024, ity hetsika ity, raha tsiahivina. Maro ny mpankafy niatrika ary samy afapo ny rehetra. Hipoka […]
“Mifampitantana 2024” : samy afapo ny rehetra
Tontosa ny alahadin’ny Paka, teny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny « Mifampitantana 2024 ». Fampisehoana niarahana tamin’i Poopy sy Bodo. Seho feno ary matihanina tanteraka no hita teny an-toerana. Samy afapo ny rehetra, na ny mpikarakara na ny mpanakanto nandray anjara, na ny mpijery. Mbola tena maro mpankafy ary […]
Paka Antsirabe: mitoetra hatrany ny lazan’ny “Star Tour”
Tomefy olona hatrany! Tsy naharava ny fety ny orana latsaka fa nilanonana nandritra ny telo andro nisesy Antsirabe, nandray ny “Star Tour”. Efa tafapetraka ny anarana. Tsy afa-misaraka intsony amin’ny fetin’ny Paka, izay efa mahoraka hatramin’izay eto Antsirabe, ny “Star Tour”. Telo andro an-danonana, nanomboka ny sabotsy ka nifarana omaly […]




