Taratra

Aléas Circus: nitolagaga ny mpijery nandritra ny seho

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Tra­nomboky monisipaly Anala­kely, ny fampisehoana voalohany, natolotry ny Aléas Circus, ho an’ny vahoakan’ Anta­nanarivo. Karazana tanisa sy tsingeringerina (acrobatie) no tena nampiavaka ny seho. Manan-talenta ary tsy mena-mitaha amin’ny any ivelany tokoa raha ireto tarika ireto. Anisan’ny tanjon’ny hetsika ihany koa ny fanazarana ny mpiangaly ity […]

MFF, andiany faha-18 : mihatanora ny mpankafy

Am-periny tanteraka ny “Madagascourt Film Festival” (MFF), andiany faha-18 amin’izao fotoana izao. Efa mandeha ireo fifaninanana isan-tsokajiny ary efa migadona eto Anta­nanarivo daholo ihany koa ireo vahiny sy tomponandraikitra maro mandray anjara sy hiatrika izany. Ankoatra ny fifaninanana anefa, nampiforona fifanakalozana ara-kolontsaina ihany koa ny hetsika noho ny fisian’ny fahasamihafan’ny […]

«Ihafiako Tour» : hisedra sehatra lehibe i Njara Marcel

Nandalo ny dingana rehetra… Fotoana kosa izao ho an’ny fampisehoana lehibe, raha ho an’i Njara Marcel. Voarain’ny mpankafy tsara rahateo ny vokatra. «Ihafiako». Anisan’ireo hira be mpankafy amin’izao fotoana ity sanganasan’i Njara Marcel ity. Fotoana fohy taorian’ny nivoahany ny faramparan’ny volana oktobra teo, efa milahatra anatin’ireo fandaharana mi­safidy izay hira […]

FANTINA sy FINTINA

Nahita tsy fanarahan-dalàna maro ny Transparency International – Initiative Madagascar, manoloana ny voka-pifidianana vonjimaika. Nambaran’izy ireo fa natao an-terisetra ny fifidianana ary hitan’ny mason’ny rehetra izany ka mila mandray andraikitra. Naneho ny heviny ny Frankofonia (OIF) taorian’ny namoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana. Tsy tomombana ny nialoha ny fifidianana. “Tsy nisy ny […]

CEMAC : « Fakan-tahaka ny fifidianana teto Madagasikara »

Tontosa omaly alahady, teny amin’ny Ibis Hotel Ankorondrano, ny fanambarana ny tatitra ofisialy avy amin’ny Communauté économique et monétaire de l’Afrique Centrale (CEMAC) momba ny fifidianana filoham-pirenena teto Madagasikara. Fifidia­nana nanaraka ny fenitra iraisam-pirenena, teo amin’ny fikarakarana sy fizotra ary ny famoahana no nisy teto Madagasikara, na dia teo aza […]