Afaka sivy andro, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny taranja tenisy. Hotanterahina ny 27 novambra hatramin’ny 3 desambra ho avy izao, ao amin’ny Club Olympique de Tananarive (COT), Ankadikely Ilafy. Tsiahivina fa handrafitra ny ekipam-pirenena Akomba de Madagascar izay tompondaka eo. Notanterahina omaly, ny fihaonana teo amin’ny […]
Taratra
Handball – CCCOI : hatao ny faran’ny volana febroary 2024
Notapahin’ny AHBOI (Association de handball de l’ocean Indien) fa hotanterahina ny faran’ny volana febroary 2024, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny ekipa tompon’ny amboara (CCCOI). Horaisin’i Maurice izany fihaonana izany, rehefa tsy vonona ny hampiantrano azy, ny Nosy Rodrigues. Ankoatra izay, nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona malagasy […]
“Fifanintsanana Mondial” : resy tamin’ny segondra farany ny Barea
Nanomboka omaly ny fifanintsanana hiadina ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”. Resin’ny Black Star avy any Ghana tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Barean’i Madagasikara. Niady mafy saingy nanao ny tsy nambinina ny Barean’i Madagascar, omaly. Lavon’ny Black Star avy ao Ghana, tamin’ny isa 1 no ho 0 izy […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 34 ireo orinasa nahazo fahazoan-dalana hanondrana jirofo ho amin’ny taom-panondranana 2023-2024 sy 2024-2025, ao amin’ny sokajy indostrialy. Tsara ny vokatra tamin’ity taom-pamokarana ity, takafatra 40 000t ny vokatra naondran’i Madagasikara raha toa ka 25 000t teo aloha. Nahatratra 224 tapitrisa dolara ihany koa ny vola azo tamin’izany. Mampiofana ny […]
Tetikasa Purpa : mahatratra 4,15 t/ha ny voka-bary
Nivory ny 15 novambra teo ny mpikambana ao anatin’ny Filankevitra mpandrindra ny paikady ho an’ny Tetikasa maika, hanamafisana ny vokatra ara-tsakafo (Purpa). Nankatoavina ny Drafitry ny tetibola hoenti-miasa (PTBA) ho an’ny taona 2024. Tanjon’ny tetikasa ny hampiakarana ny vokatra sy ny famokarana, mamaly ny filan’ireo orinasa famokaran’ny fianakaviana tantsaha (EAF), […]




