Taratra

“Fifanintsanana Mondial” : hihaona anio i Madagasikara sy i Ghana

Hanomboka anio ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”, izay hatao any Etats-Unis. Lalao voalohany ho an’i Madagasikara ny fifanandrinany amin’i Ghana. Hotanterahina anio, ao amin’ny kianjan’i Baba Yara Kumasi Ghana, ny fihaonana eo amin’i Madaga­sikara sy i Ghana, taranja baolina kitra. Lalao tafiditra amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ho […]

SOMBIM-BAOVAO

Nigadona omaly alina, tany Maorisy, ireo Mala­gasy mpikatroka, taranja Jiu-Jitsu, hiatrika ny “Open d’Afrique”, hatao rahampitso 18 novambra. Miisa 19 miana­dahy izy ireo, ka 6 vehivavy. Sokajy Juniors, Adultes ary Masters no hifaninana mandritra izany. Hotontosaina manomboka anio ary hitohy hatramin’ny 19 novambra, ny fiadiana ny tompondakan’ny ligin’i Vakinankaratra, taranja […]

Anjerimanontolo: nizarana aroloha ireo mpianatra

Fanentanana ireo tanora mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo mikasika ny arolozan’ny fifamoivoizana amin’ny fitondrana kodiaran-droa no nataon’ny ATT, ny alarobia teo. Amin’ny maha tanora ireo mpianatra, dia naompana tamin’ireo zavatra tsara hofantatra momba ny fitaovam-pitaterana be mpampiasa ny fanentanana. Lohahevitra fototra novoizina tamin’izany ny mikasika ny “fampiasana aroloha, miaro aina”. Maherin’ny […]

INDRAY MIJERY

Nofanina momba ny fitantanana sy fikojakojana fitaovana fitsaboana ireo teknisianina mpiasan’ny fahasalamana. Fiaraha-miasa tamin’ny Jica ary notanterahin’ny Air Water East Japan Medisun no nahafahana nanao ny fampiofanana tany Japon. Mikendry manokana ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpiofana hahay mikojakoja ireo fitaovana izay ampiasaina eny anivon’ny hopitaly ho fitandroana ny ain’ireo marary. […]

Seces sampana Antananarivo : manohitra ny fandrahonana hanala ny « vacataire »

Tsy mbola nahitana vahaolana hatramin’izao ny olan’ny mpampianatra mpikaroka eny Ankatso. Manameloka ny fandrahonana samihafa ireo mpampianatra. Manoloana ny fandrahonana fanapahana karama ho an’ireo mpampianatra mitarika he­tsika sendikaly eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, nanao fanambarana ny mpikambana ao amin’ny biraon’ ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka (Seces), fa mbola eo koa ny teritery fandrahonana hanalana ireo mpampianatra […]