Taratra

“Kpop World Festival”: mahazo laka ny kolontsaina koreanina

Tontosa ny sabotsy 15 jolay 2023, teny amin’ny Institut française de Madagascar (IFM) Analakely, ny famaranana ny «Kpop World Festival” teto Madagasikara. Fifaninanana mandihy, maneho ny kolontsaina koreanina no natao tamin’izany, izay nokarakarain’ny masoivohon’i Korea Atsimo eto Madagasikara. Maro ny vondrona malagasy mpandihy, nandray anjara tamin’ izany. Nahazo ny laharana […]

“Nampoina: ny riaka no valampariako”; Mendrika sy ho an’ny rehetra ny horonantsary

Haikanto manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana ny horonantsary. Mahavita izany tokoa ity horonantsarin’ny fikambanana Valamparihy ity, maneho sy mampahafantatra ny tantaran’Andrianampoinimerina. Notontosaina teny amin’ ny Canal Olympia An­dohatapenaka, ny 15 jolay 2023, ny lanonana fampahafantarana voalohany ny horonantsary «Nampoina: ny riaka no valampariako». Olo-manan-kaja maro samihafa no tonga […]

Vokatra baobab: mahasitrana aretina toy ny kohaka, rera-tsaina ary sempotra

Ahitana baobab maniry betsaka in­­drindra any amin’ny sisiny andrefan’i Mada­ga­sikara iray ma­nontolo. Ma­nom­boka amin’ny sisin’Iho­rom­be ka hatrany Mo­ron­dava izany. Tsy mbola ma­ha­f­antatra ny ma­­ha zava-dehibe sy ny soa azo avy aminy, ny ankamaroan’ny Malagasy. Ha­ren’ ny firenena sy mahasalama ny olona ny fisiany sy ny fihinanana ny vokatra. Aman-jatony ny […]

Loabary an-dasin’ny Mihava Tour : “Tsy hain’ny mpitondra ny fitsinjaram-pahefana”

Namory ireo solontena maherin’ny 1 000, tetsy Man­drimena Andoharanofotsy, ny sabotsy teo, ny Mihava Tour Pro Siteny. Nam­baran’ny mpanorina, ny depiote Randria­na­soloniaiko Siteny, tamin’izany fa tokony hianatra ny mpitondra. “Mahagaga fa tsy fantatr’izy ireo ny fitsinjaram-pahefana. Olom-boafidy no mitantana izany rafitra izany ary omena vola mahaleo tena izy ireo. Fahefana omena […]

FANTINA sy FINTINA

Nihaona tamin’ireo tanora tetsy Andraharo ny mpitarika ny HVM, Rajaonarimampianina Hery, ny sabotsy teo. “Hotohizantsika ny fisandratana efa natomboka”, hoy izy. Nambarany fa mila fahendrena sy fahaizana ary fahafoizan-tena ny fitiavan-tanindrazana. Eo koa ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny demokrasia ary ny fahalalahana amin’ny lafiny rehetra. “Didim-panjakana iny. Inona moa […]