Hotanterahina anio, eny amin’ny Ininfra Alarobia, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny taranja atletisma (FMA). Kandidà miisa telo no hifanintsana, ary 14 ny ligy ara-dalàna afaka hanatrika ny fifidianana. Anisan’ireo kandidà mbola mirotsaka ho filoha moa ny mpitantana ny Federasionina farany teo, Raherison Dominique. Hotontosaina rahampitso, etsy Iavoloha, amin’ny […]
Taratra
ASIEF : Mbola lany ho filoha i Jhon Love
Notanterahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay ho filohan’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Mbola lany hitantana mandritra ny efa-taona manaraka indray ny filoha am-perinasa, Andrianarison Jean Aimé, na i Jhone Love. Kandidà 4 no nifaninana ary miisa 122 no voasoratra tao anatin’ny lisi-pifidianana, […]
Baolina kitra: Hilalao amin’ny klioban’ny BFC i Bolo
Vaovao tsara ho an’ny kitra malagasy! Nalain’ny klioban’ ny BFC Preussen Berlin, klioba divizionina fahefatra ao Allemagne, i Kanto Fitiavana Voahariniaina na i Bolo, Malagasy mpilalao, araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo, afakomaly. Manana ny lazany ao amin’ny renivohitr’i Allemagne ity ekipa hilalaovan’i Bolo ity. Araka ny fikarohana […]
Fifidianana eo anivon’ny FMA : Tsy hanaiky raha tsy mifidy i Analamanga, Boeny, Amoron’i Mania
Hafana vay ny etsy Alarobia, anio, amin’ny fiatrehana ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA). Ligy telo mantsy tsy nahazo fiantsoana hifidy ka milaza ny tsy hanaiky hatramin’ny farany fa hitaky ny zony. Mandrangaranga ny fampiharana ny lalàna kosa ny federasionina sy ny kaomity Olympika malagasy (KOM) ary […]
VAOVAO TAMBATRA
Nofoanana ny didim-panjakana momba ny Fifanarahana ny fizarana ny vokatra na « Contrat de partage de production » (CPP), miompana amin’ny fitsirihana sy fitrandrahana akoranafo any amin’ny faritra Belo Profond Nord. Nofoanana koa ny titra tany mahakasika ny akoranafo nomena ny Omnis, miisa 17. Miisa 20 ny fifanarahana CPP naato, teo amin’ny […]




