Taratra

Madagascar Mozarteum: Ho sarotra hadinoina ny « Concert Lyrique »

Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-166 ny « Concert classique de midi ». Hanana ny hampiavaka azy ny « Concert Lyrique ». Tanora manan-talenta amin’ny fihirana no hiakatra ny sehatra. « Con­cert Lyrique », fampisehoana fahaiza-mihira. Fanam­poro­foana ny fahaizana « milalao » feo eo amin’ny olombelona. Ho tazana avokoa ireo mandritra ny andiany faha-166 amin’ny « Concert classique de midi » […]

INDRAY MIJERY

Anisan’ny olona marefo sy mila fiarovana manokana amin’ny valanaretina Mpox ny voafonja. Nidina ifotony nanao fanentanana ny mpiasan’ny fahasalamana eo anivon’ny DRSP Anôsy, tamin’ity heri­nandro ity. Nitondra teny fankaherezana sy torolalana momba ny fomba fiarovan-tena amin’ny nendran-drajako ho an’ny voafonja izy ireo, hahafahana mandray an-tanana ny fahasalaman’izy ireo. Ho an’ny […]

Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy

Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny fama­rinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny “Centre de rétention” atsy Maorisy, ny fanjakana. Ani­san’ny anton-dian’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Er­naivo, any an-toerana izany. Voalaza fa maro amin’ireo Malagasy nifindra any noho ny fampanantenana hahazo asa. Voatana amin’ny toerana manokana anefa […]

Fikambanana Valimbabena : Nizarana hazavana Baliaka ireo zokiolona

Zokiolona ao amin’ny fokontany Androhibe sy Ambatobe no nisitraka hazavana maimaimpoana, tamin’ny alalan’ny kit MBaliaka. Zokiolona avy amin’ny ankohonana marefo izy ireo. Tsy manana herinaratra akory aza ny sasany ao an-tokantranony. Fiaraha-miasa amin’ny Fondation Axian sy ny Yas ary ny fikambanana Valimbabena no nahafahana nanome ireo jiro. Miahy ireo zokiolona […]

Fanontana boky : Mankalaza ny faha-200 taonany ny trano pirinty FJKM

Mankalaza ny faha-200 taona niasany ny trano printy FJKM Imarivolanitra amin’izao fotoana. Maro ny hetsika ataon’izy ireo mandritra izany. Hosokafana amin’ny fotoam-pivavahana eny amin’ny FJKM Faravohitra izany, ny 8 febroary izao. Hatomboka amin’ny fa­nompoam-pivavahana fiombonana eny amin’ ny FJKM Tranovato Fara­vo­hitra ny fotoam-pankalazana, ny alahady 08 febroary 2026 ho avy […]