Taratra

Boriborintany IV : 600 isan’andro ny nizaha fahasalamana

Nidina mivantana teny amin’ny fokontany Anosibe Angarangarana ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Reni­vo­hitra, Andriantsitohaina Naina, omaly, nijery ny fizotran’ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana karakarain’ny CUA. Nampiavaka ity hetsika andiany manaraka ity, ny fiaraha-miasa tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Fikambanana Manjaka Vin­­tana Beton Armée, izay nanao ny fanentanana isam-baravarana teny ifotony. Nahaliana ny […]

Fisorohana ny herisetra any an-tsekoly : nizarana boky torolalana ny mpanabe

Ny herinandro lasa teo, nisehoana herisetra teny Ambohipo, mpianatra tao amin’ny CEG no nifanindrona antsy tety ivelan’ny toeram-pianarana. Nandray andraikitra avy hatrany ny polisy sy ny mpitantana ny Cisco Antananarivo Renivohitra ary ny CEG na tsy tany an-dakilasy aza no nitranga ny herisetra. Mbola hanaovana fa­nadihadiana ilay na­nao herisetra ary […]

Slam poèsie : hanomboka ny fifaninanana “Tour’nao”

Tontosaina rahampitso, eny amin’ny Cercle-Germa­no Malagasy, CGM Anala­kely, ny fifaninanana “Tour’ nao”, fihodinana voalohany. Fifaninanana Slam poèsie, karakarain’ny Ma­da­gaslam Section Tana (MST). Misy ny fepetra ma­nokana mandritra ny fifaninanana Slam poèsie. Efa manomboka ny fifaninanana fanomanana ny Slam nasionaly. Anisan’iza­ny ity karakarain’ny Mada­gaslam Section Tana ity. Fihodinana voalohany ity hotanterahina […]

Vatomandry: hanomboka anio ny “Festival Dola Beach”

Hetsika efa fanao isan-taona, mandritra ny vaninandro fankalazana ny Paka, sahala amin’izao ny “Festival Dola Beach”. Niezaka nitondra fanatsarana ny mpikarakara tamin’ity andiany ity. Izany no natao ho fanehoana ny maha izy an’i Vatomandry. Tontosaina eny amin’ny torapasik’i Vatoman­dry, manomboka anio hatramin’ny 10 avrily 2023, ny “Festival Dola Beach”, andiany […]