Taratra

Boxe française savate: Tanjon’i Madagasikara ny hahazo ny «Mondial 2023»

Tontosa tany Antsirabe, ny 21 janoary lasa teo ny fivoriamben’ny Federasiona ma­lagasin’ny boxe française savate. Nahazo fankatoavana 100 isan-jato tamin’ireo ligy 9 ireo mpitantana ankehitriny. Nambaran’i Nakolo Jean Aimé, filohan’ny federasiona fa feno ny fandaharam-potoanan’ity haiady ity, ho an’ny taona 2023. Tanjona goavana ny fiatrehana ireo fifaninanana iraisam-pirenena, ka laharam-pahamehana […]

Rugby – XXL Top 20: lavon’ny STM ny 3FB

Tsy nampoizin’ny rehetra ny niafaran’ny fihaonana teo amin’ny 3FB sy ny STM, omaly alahady. Lavon’ny ekipan’ny savony tamin’ny isa “moka fohy” 24 no ho 23 ny ekipan’ny fahasalamana. La­lao tafiditra amin’ny fifaninanana XXL Top 20, izay notanterahina teny amin’ny kianjan’ ny Makis Andohatapenaka. Raha hiverenana ny fifanandrinan’ny roa tonta, manatombo […]

Ravaoarisoa Naina Cecilia, Malagasy Judokas : tafiditra tao anatin’ny ekipan’ny UAJ

Judokas nanana ny toerany sady namiratra tamin’ny fiarovana ny voninahi-pirenena, taranja Judo. Ravaoarisoa Naina Cecilia no anarany feno, 45 taona amin’izao ary mipetraka any ivelany. “Tsy voalohan-tsafidiko ny judo fa tsy voaray tany amin’ny “gymnastique” ny tenako dia nentin’i papako nanao judo tao amin’ny kliobany. Hitako fa tsy dia mifanalavitra […]

Kitra : nodimandry i Dezy Monstre

Misaona ny baolina kitra malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana ny sabotsy 18 marsa lasa teo, tao amin’ny hopitaly Befelatanana, Rakotonirina Desiré (Monstre) rehefa nivahiny 66 taona. Nitarika ny fahafatesany ny aretina nitaiza azy am-bolana maro. Anisan’ ny mpilalao nahalalana an’i Madagasikara Itompokolahy, noho ny fahaizany. Ny ha­ben’ny vatany sy ny tanjany no […]

Tsipy kanetibe : nesorin’ny federasiona iraisam-pirenena ny sazin’i Madagasikara

Afaka ny tahotra sy ny tebitebin’ny mpilalao tsipy kanetibe malagasy. Nofoa­nan’ny federasiona iraisam-pirenena (FIJP), ny sazy no­mena an’i Madagasikara. Ny sabotsy lasa teo, nandritra ny fivoriambe nataon’ny federasiona malagasy (FSBM), na­tao tao amin’ny ANS Am­pefiloha, nanambaran’Andria­lemirovason Amiroudine, filohany fa nandefa taratasy manafaka izany, ity rafitra misahana ny tsipy kanetibe maneran-tany […]