Miandry ny fotoam-pitsarana azy any amin’ny fonjan’Antanimora ilay lehilahy nitonona ho polisy kanefa saika hanao ny teti-dratsiny tany Carion. Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana, omaly, ny raharaha momba ny lehilahy iray voasambotry ny zandary tany Carion andro vitsy lasa izay. Tratra nihaodihaody tamina tranon’olona tany Carion izy ny asabotsy sy […]
Taratra
Basikety-Fanomanana JIOI: hanamafy ny fandreseny an’i Mayotte ny GNBC
Hiditra amin’ny lalao miverina, amin’ny fanomanan-tenan’ny lalaon’ny Nosy, anio, ny ekipan’i Mayotte sy ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena malagasy GNBC. Lalao hatao etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Tsiahivina fa efa resin’ny GNBC tamin’ny isa 61 no ho 54 ny ekipan’i Mayotte, ny talata 7 febroary lasa teo ka izao hanamafy ny fandreseny […]
Kitra any ivelany : hifandona ny PSG sy ny Bayern
Hotanterahina anio amin’ny 11 ora alina (ora eto amintsika), ny lalao ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa na “Ligue des Champions” taona 2023. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Paris Saint Germain FC (PSG), klioba frantsay sy ny FC Bayern Munchen, klioba alemà. Lalao izay atao ao amin’ny […]
Rugby « 6 Nations » : voalohany ny Trèfles Irlandey
Notanterahina ny farany herinandro lasa teo, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa na «6 Nations», taranja rugby. Manjaka tanteraka ny Trèfles Irlandey, izy ireo hatrany no eo amin’ny laharana voalohany, ary manana isa 10. Araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera, omaly, hihaona amin’ny ekipa italianina izy ireo, […]
Judo-Tomakazu Iwahori: hitohy ny fifampizarana amin’ny mpikatroka malagasy
Tsara sitrapo japoney, nitondra anjara biriky teo amin’ny tontolon’ny Judo malagasy, nanomboka tamin’ny taona 2022, i Tomakazu Iwahori. Mbola hotohizany amin’ity taona 2023 ny fiaraha-miasa. Anisan’ny angady nananana tamin’ny vokatra tsara nentin’ireo judokas malagasy niatrika fifaninanana iraisam-pirenena tamin’iny taona 2022 iny, ny traikefa ara-teknika nomen’ny manam-pahaizana Tomakazu Iwahori. Niara-nisalahy tamin’ny […]




