Ny ala may no betsaka noho ny novolena. Nambaran’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra fa 73 000 ha ny voavoly tamin’ny 2021, nefa 90 000 ha ny ala may nanomboka janoary hatramin’ny aogositra. Fanaovana saribao no antony voalohany, fa eo koa ny hasomparana fotsiny amin’izao. Tsiahivina ihany fa loza ho […]
Taratra
Fandraharahana: mamono antoka ny fitaterana an-tanety
Anisan’ny miantoka ny toekarem-pirenena ny lalana any anivon’ny distrika, indrindra fa ny lalam-pirenena. Avy amin’io fotodrafitrasa io ny hamaritana ny fotoana lany, ny saran-dalana fandefasana entana, eraky ny tanàna. Kajian’ny mpandraharaha avy amin’izany lalana izany, indrindra ny masonkarenany rehetra sy ny tombom-barotra ho azy. Amin’ ny maha Nosy an’i Madagasikara, […]
RN2: amboarina ny any Anjiro
Mitohy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa (RN 2), mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Ankehitriny, any Anjiro eo amin’ny PK 78 ny ampahan’ny asa atao, ka ao anatin’izany ny fandravonana ny lalana, ny fanotofana ny lavaka, ny fanokafana indray ny tatatra. Hiditra amin’ny fandrakofana godirao avy eo ny manaraka. Tafiditra ao anatin’ny […]
Miharatsy ny toe-draharaha any Toliara II: vahaolana ny hanokafana ny orinasa Base
Miaina anaty tahotra ny mponina any amin’ny distrika Toliara II vokatry ny tsy fandriampahalemana satria tsy misy ny asa. Vahaolana hitan’ny kolonely Rabearilaza, ny hanokafana indray ny orinasa vaventy indostrialy Base Toliara, afaka manome asa anarivony ho an’ny mponina, sady hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny samihafa. Tandindomin-doza ! Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra […]
Toliara: miandrandra fampandrosoana ny tanora
Tsy manana asa ny ankamaroan’ny tanora any Toliara. Tsy safidin’izy ireo izany fa ny asa mihitsy no tsy misy any an-toerana. Voatery manao antom-pivelomana hafa na hatramin’ny nahita fianarana sy manana diplaoma aza, na koa tsy an’asa tsotra izao. Maro ny seha-pihariana na ny fampiasam-bola azo atao any Toliara. Toy […]




