Taratra

CCI Toamasina : tsy vita ny fifidianan’ny birao

Niteraka savorovoro ny fifidianana ny ho filohan’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria (CCI) faritra Atsinanana, ny alakamisy 12 janoary teo, teto Toamasina. Tsy tontosa hatramin’ny farany izany, satria nisy ny tsy fitovian-kevitra teo anivon’ireo mpikambana tokony hanatanteraka azy. Tsy nitovy ny hevitra teo amin’ ny vondron’ny mpandraharaha roa, ny GEP […]

Ady amin’ny fahantrana : fototry ny fampandrosoana ny famatsiana angovo

Tsy mety tafarina ny Jirama hatramin’izao na eo aza ny tetikasa Pagose. Tsiahivina fa vao nandalo teto Madagasikara ny filoha lefitry ny Banky iraisam-pirenena misahana ny Atsimon’i Afrika, Victoria Kwakwa, nijery ny olana momba ny angovo. Hatramin’ny 2016, amin’ny alalan’ny tetikasa Pagose*, 105 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ha­narenana […]

Indray mijery

Efatra hatreto ireo ivontoerana manokana natsangan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minis­teran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara miom­bon’antoka ahafahana mandray an-tanana sy manara-maso ireo olona manana toe-tena diabetika nanomboka ny taona 2019 ka hatramin’ny 2022. Any Sambava sy Antalaha, ary Antsirabe sy Taolagnaro no ahitana izany natao hanamaivana ny fahasahirana ateraky ny fitsaboana. […]

Polisy monisipaly sy mpamonjy voina : vita ny asabotsy teo ny adina an-tsoratra

Notanterahina, ny asabotsy lasa teo tetsy amin’ny lycée JJ Rabearivelo Analakely, ny adina an-tsoratra tapany faharoa amin’ny fifaninanana fahatelo fandratovana polisy monisipaly 200 sy sampana mpamonjy voina 100. Efa nisy ny tapany voalohany tamin’ny adina ara-panatanjahantena sy ny adina am-bava. Taranja efatra: fahalalana ankapobeny, Mathématique, Frantsay sy Malagasy no nanadinana […]