Tonga niarahaba ny minisitry ny Indostria, varotra sy fanjifana (MICC), teny Ambohidahy, tamin’ny 5 janoary, noho ny taona vaovao 2023, ny delegasiona avy amin’ny EDBM (1), ENAM (2), ary Sirama (3). Ambentin-tenin’ny minisitra tamin’io fotoana io ny hoe « fanohizana ny efa natao no laharam-pahamehana ». Mila ezaka, noho izany, ny fanohizana […]
Taratra
Hiverina tsy ho ela ny zotra FCE : tonga ao Fianarantsoa ny lohamasinina
Eo am-panarenana ny zotra an-dalamby FCE mampitohy an’i Fianarantsoa mankany Manakara. Nosoloina ny komity mpitantana ary efa tonga any Fianarantsoa ny lohamasinina nalefan’ny orinasa Madarail. Mandeha ny fanarenana ny zotra an-dalamby FCE. Nofoanan’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia 4 janoary teo, ny Komity mpitantana teo aloha. Hamoaka didim-pitondrana kosa ny […]
FFR : handimby an’i Bernard Laporte i Patrick Buisson
Taorian’ilay sazy nahazo an’i Bernard Laporte, filohan’ny federasiona frantsay, taranja rugby, nanolotra an’i Patrick Buisson handimby azy ity lehiben’ny FFR ity. Vaovao izay hita tao anaty tambajotraN-tserasera, omaly. Tsiahivina fa voasazy tsy mahazo mitondra ny FFR i Bernard Laporte, mandra-pahatongan’ny fitsarana azy. I Patrick Buisson dia filoha lefitry ny FFR. […]
Federasiona Malagasin’ny Bisikileta: voafidy ho filoha indray i Relaha Jean-Claude
Lany faninenina hitantana indray ny Federasiona malagasin’ny bisikileta (FMC), mandritra ny efa-taona, i Relaha Jean Claude. Izany dia fantatra taorian’ny fifidianana natao omaly, teny anivon’ny biraon’ny komity olympika malagasy (Com) Ivandry. Tonga nanatrika ny lanonam-pifidianana tao avokoa ireo ligy fito, toy ny ligin’i Matsiatra Ambony, Amoron’i Mania, Atsimo Andrefana, Menabe, […]
Kitra: hitsapa an’i Niger ny Barea
Hitohy, amin’ny alatsiniany 9 janoary ho avy izao, ny lalao fitsapana ataon’ny Barea de Madagascar, mialoha ny hiatrehany ny “Chan 2023”, tanterahina any Alzeria, ny 13 janoary, ho avy izao. Hifanandrina amin’ny Menas an’i Niger ry zalahy, amin’ity fihaonana faharoa ity. Hotanterahina ao amin’ny kianja Stade Practice Tabarka, ao Tonizia […]




