Hivoaka amin’ny volana desambra izao ny boky torolalana hisorohana sy iadiana amin’ny kolikoly eo amin’ny tontolon’ny famonjana eto Madagasikara, araka ny tari-kevitry ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny zon’olombelona (CNIDH). Efa ao anatin’ny atrikasa famaranana ny famolavolana ny boky ny tomponandraikitra, amin’izao fotoana izao any Antalaha. Mandray anjara ny tomponandraikitra eny […]
Taratra
Kaominina Ampanihy: ankizy 10 amin’ny 50 ihany no mianatra
Zon’ny ankizy ny mianatra ankoatra ny zony hilalao, raha ny fanambarana iraisam-pirenena momba ny zon’ny ankizy maneran-tany. Mbola mila ezaka goavana anefa ny fanajana ny zon’ny ankizy any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy iny. Ho an’ny ao amin’ny kaominina an-drenivohitr’Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, ankizy 10 amin’ny 50 ihany no hany mianatra, […]
Famantarana ny soratraretina: tonga ny fitaovam-pitarafana IRM ao amin’ny IMM
Tsy mitsahatra mivoatra ny fitsaboana sy ny fitarafana ary hanampy ny mpitsabo sy ny marary ny fahatongavan’ny fitaovam-pitarafana IRM ao amin’ny IMM Anosy. Fitaovam-pitarafana avo lenta mampiasa andriamby lehibe ny IRM (imagerie par résonance magnétique) ary ny rano ao amin’ny vatana no ampiasainy ka avokany ho lasa sary. 40 taona […]
Beach soccer: hiova mpanazatra ny Barea
Taorian’izay 13 taona nitondran-dRamarolahy Solofo, mpanazatra ny Barea Soccer teo aloha, fantatra izao, araka tsiliam-baovao voaray, fa hosoloina ny tenany. Tsiahivina fa ny Barea izay avy nanao ny fifaninanana niadina ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2022), natao tatsy Mozambika. Raha tsiahivina ny vokatra tamin’izany, ratsy satria resy hatrany tao anaty […]
Basikety – «BAL Elites 16»: resin’ny City Oilers Oganda ny Cospn
Ratsy fiditra ny ekipan’ny Cospn Madagasikara, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny “Bal Eites 16”, taranja basikety. Niondrika teo anatrehan’ny ekipan’i City Oilers avy any Oganda, mantsy ry zareo polisy. Niditra an-tsehatra, omaly, ao anatin’ny dingana faharoa ny fifanintsanana ny BAL elites 16, taranja basikety, ny ekipan’ny Cospn Madagasikara. Ratsy […]




