Tonga miakatra eto an-dRenivohitra ireo mpaka entana avy any amin’ny faritra sy any ambanivohitra hiatrehana ny fetin’ny Krismasy sy faran’ny taona. Mifanitsa-kitro ny magazay sinoa mpamongady ireo entana fandravahana trano manamarika ny andro Krismasy. Tonga tamin’ity herinandro ity rahateo ireo entana avy any ivelany ary hifanotofana ny fividianana izany. Tsy […]
Taratra
Tily Taona 2022- 2023 : mizara 9 ny rafitra foibe
Mitsinjara ho sivy ny rafitra foiben’ny Tily izay tarihin’ny filoha foibe sy filoha foibe mpanampy miisa roa ao anatin’ny taom-piasana faharoa 2022 – 2023. Hampandroso ny skotisma Tily eto Madagasikara ireo ekipa ireo. Hita ao anatin’izany ny sampana aim-panahy sy fitoriana filazantsara (APF), departemanta fanabeazana (DFB), olon-dehibe, kalitao sy firotsahana […]
Madio vetivety ny tanàna: mifarimbona amin’ny fandraofana ny fako ny faritra sy ny CUA
Nadio tao anatin’ny fotoana fohy ny fako be nisavovona tamin’ireo toerana maromaro. Mifanolo-tanana amin’ny CUA ny faritra Analamanga sy ny minisiteran’ny Rano, fidiovana ary fahadiovana. Fitaovana maro no ampiasaina hanatanterahana izany. Afaka andro vitsy dia hiverina amin’ny laoniny ny fanalana ny fako ary hadio ny tanàna raha ny fanambin’ny kaominina […]
Judo-“Tournoi de Tokyo pour les malvoyants” : Niatrika ady miisa roa i Nampoina Daniel
Nifarana, omaly, tany Tokyo Japana, ny “Tournoi pour les malvoyants”, nandraisan-dRakotoarivelo Nampoina Daniel, judokas malagasy jamba, anjara. Resy teo amin’ny traikefa sy teknika ity solontena malagasy ity. Uzbekistanais, tompondaka Olympika, medaly volamena, no nifanandrina voalohany tamin’i Nampoina, araka ny antsapaka natao. Araka ny fitantarany, nahazo wazari ilay teratany Uzbekistanais fa […]
Tenisy – Mada 2022: nanjakan’Analamanga ny fifaninanam-pirenena
Nifarana omaly, teto amin’ny kianja Acmil Antsirabe, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, sokajy rehetra. Fifaninanana voalohany natao tany amin’ny faritra, ho an’ny federasiona malagasin’ny tenisy (FMT). Nanjakan’ireo mpilalaon’ Analamanga avokoa ny amboara teo amin’ny lalao famaranana, indrindra ho an’ny sokajy vehivavy. Isan’izany, ny nibatan-dRasendra Miotisoa ny fandresena, […]





