Taratra

Nitaraina ireo mpijery…: nisy lesoka ny teo amin’ny fikarakarana ny « Festival Zaza Rap Taiza »

Tokony ho hetsika lehibe nentina nampiakarana avo ny rap ny “festival Zaza Rap Taiza”. Tsy tratra anefa ny tanjona noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny fikarakarana ankapobeny… Soa fa nanome ny tsara ireo mpanakanto malagasy sy vahiny. Tontosa ny 8 hatramin’ny 10 desambra 2022, ny hetsika “Festival Zaza Rap Taiza”, […]

Antenimierandoholona: “Ilaina ny fitoniana…”

“Fitoniana sy filaminana no tadiavin’ny vahoaka malagasy, ka tsy ekena ny filalaovana ny fiainam-pirenena noho ny tombontsoa manokana”, hoy ny fanambaran’ny Antenimierandoholona nentin’ny filohany, Razafimahefa Herimanana, teny amin’ny Lapan’Anosikely, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny toe-draharaha, fikononkononana fitsipaham-pitokisana saika hatao tamin’ny governemanta tamin’ny fanangonan-tsonia. Manoloana ny toe-draharaha politika misy eto […]

Antoko Fiombonana : “Misy tsy fahalavorariana matoa misy fitsipaham-pitokisana”

“Rehefa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena, miafara amin’izay fitsipaham-pitokisana izay”, hoy ny Sekretera jeneralin’ny antoko Fiombonana, Reto­gniane Durlin, manoloana ny fitsipaham-pitokisana ny go­ver­nemanta nokasain’ny eo anivon’ny Antenimieram­pi­renena hatao fa nandamoka. Matoa misy ny fitsipaham-pitokisana toy izao ary tsy vao izao i Madagasikara no niaina an’izany, misy ny karazana tsy […]

Hopitaly CHRR Ambositra: mitondra ny anaran’ny Dr Ralalaonirina

Niova ho CHRR Ralala­o­nirina Andriantsiferana Ram­panjato nanomboka ny asabotsy 9 desambra teo ny hopitalibe ao Ambositra. Nitarika ny lanonana tamin’izany ny tale jeneralin’ny Serasera, Raza­fia­rison Francis. Nam­barany ny maha zava-dehibe ny fanomezana anarana na fanavaozana izany amin’ny fotodrafitrasa tahaka izao sy ny fihainoana ny hevitry ny any ifotony. Nivoitra tamin’ny […]