Fanovana… andraikitra Na inona na inona ataon’ny mpitondra, tsy mety amin’ny mpanohitra avokoa. Izay no hoe asany? Mitsikera, mamaky bantsilana izay tsy mety… Mby aiza? Miara-dalana amin’izany ny fanomezana tolo-kevitra enti-manatsara zavatra, fa tsy sanatria mitsikera ho fanaratsiana, na fanakorontanana, na fandravana, na fanakiviana… Fitsikerana tsy inona fa fahavononana handray […]
Taratra
Depiote Rajoelina Seth: “Voajery ny sosialim- bahoaka “
“Niavaka lalàna mifehy ny tetibola (LFI) isan-taona hatramin’izay naha solombavambahoaka izay ny amin’ity. Satria hita hoe voarafitra sy voatsinjara tsara ilay izy, indrindra ho an’ireo minisitera miandraikitra ny lafiny sosialim-bahoaka: ny mponina, ny rano, ny fambolena, ny fahasalamana, ny fampianarana”, hoy ny depiote , Rajoelina Seth. Izay sosialim-bahoaka izay no […]
Ramamimampionona Gérard: “Tena famotehana firenena ny zava-mahadomelina”
“Tena famotehana ny maha olona sy ny firenena ny zava-mahadomelina”, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fidirana sy fiparitahana zava-mahadomelina eto Madagasikara amin’izao na tsy misy miresaka firy aza tato ho ato izay. Rehefa domelina ny tena, mitavana ny eto an-toerana ny hafa. Variana amin’ny zava-mahadomelina ny sasany […]
Andriamalazaray Andoniaina : “Aleo hajanona ny fifidianana rehefa tsy ampy ny enti-manana”
Mby aiza ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana amin’izao? Hatramin’ny fanomanana ny fikarakarana fifidianana… Maneho fijeriny ny filoha lefitra voalohany eo anivon’ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina: “Aleo hajanona ny fifidianana rehefa tsy ampy ny enti-manana.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): 37% amin’izao ny taham-pisoratana anarana amin’ ny lisi-pifidianana. Ho vita amin’ny faran’ny taona […]
Faran’ny herinandro: hiray sehatra i Kim Jah sy DJ Natoo
« Friday vibes », zoma mahafinaritra … Hiaka-tsehatra haneho ny mozikany i Kim Jah, izay hotanterahina etsy amin’ny Santilo Anosizato, rahampitso zoma 2 desambra izao, manomboka amin’ny 6 ora hariva. Eo ihany koa ny « ambiance clubbing » miaraka amin’ilay DJ manana ny maha izy azy, i Natoo, izay efa za-draharaha amin’ny tontolon’ny fampandihizana […]




