Nahitana tranga nendran-drajako Mpox iray ao Vakinankaratra, olona roa hafa koa ahina ho tratran’izany. Manamafy ny ezaka rehetra amin’ ny tsy hiparitahan’ity valanaretina ity ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ireo tomponandraikim-panjakana ao an-toerana sy ny fanjakana foibe. Nisy ny fivoriana natao ny fiandohan’ ny herinandro teo nametrahana rafitra ho fisorohana ny […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Mampiakatra hery fiarovana hisorohana ny aretina samihafa ny fihinanana voankazo karazany maromaro isan’andro. Tena lafo anefa ny vidin’ny voankazo amin’izao fotoana izao eny an-tsena. 5 000 Ar ny paiso sy ny poara iray kilao, 4 000 Ar ny letisia, 5 000 Ar ny pastèque iray. Toy izany koa ny melon iray, arakaraka ny […]
Toetr’andro: Hapetraka ny fitaovam-pandrefesana
Tanterahina ny 6 ka hatramin’ny 11 janoary izao ny fitsirihana ifotony ny toerana hametrahana ireo fitaovam-pandrefesana ny toetry ny ranomasina sy ny toetry ny habaka. Voakasik’izany ny seranan-tsambon’i Mahajanga, Toliara ary Mananjary. Sambany izao vao hanana izany fahafahana mahazo ny antontan-kevitra mahakasika ny toetry ny ranomasina izany ny foibe famantarana […]
Eny amin’ny hopitaly : Tsy hikarakara ireo mararin’ny Mpox ny interne
Tsy manana fitaovana fiarovan-tena amin’ny valanaretina izahay. Mianto-tena raha ifindran’ilay aretina…Noho izany tsy handray ireo mararin’ny Mpox sy valanaretina rehetra izahay, hoy ny interne. Nanao fanambarana ny Union des internes de Madagascar miaraka amin’ireo interne manerana ny Nosy fa tsy handray an-tanana ny tranga voamarina sy ny tranga ahiahiana amin’ […]
SOMBIM-BAOVAO
Tsy raikitra rahampitso, ny lalaon’ny As Fanalamanga sy ny Ajesaia, izay tokony hatao any Ambatondrazaka. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, PFL. Lalao telo, araka izany, no handeha amin’ity faran’ny herinandro ity. Hanafika ny TGBC Atsinanana atsy Toamasina, ny Cosfa Miaramila, tompondaka lefitrin’ny PFL farany […]




