Hotanterahina ny 10 avrily ho avy izao ny fifidianana izay ho solontenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana na Ceni. Fito no nandefa antontan-taratasy. Enina no nahazo ny fankatoavana. Efa vita rahateo ny antsapaka mahakasika ny filaharan’izy ireo anatin’ny lisitra isafidianana. Mitondra ny laharana […]
Taratra
Tsy azo enjehina koa?
Firenena hafakely mihitsy ity Madagasikara malalantsika ity, amin’ny ankapobeny. Aiza dia mangataka ny zo tsy azo atao na inona na inona ihany koa ry ben’ny Tanàna isan-tsokajiny, ankehitriny. Asa, inona loatra no mahatonga azy ireny haka tahaka ny solombavambahoaka. Ny afitsok’ireto farany amin’ny endrika fandikan-dalàna samihafa, saingy tsy azo […]
Fanehoan-kevitra momba ny Tafika : Tsy faly ny miaramila sasany, manamafy izany ny filoha
Anisan’ny nambaran’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tany Fianarantsoa, ny herinandro teo, ny momba ny fialana amin’ny vahiny sy ny mpanjanaka. Nitondra ny heviny ny izy ary nanamafy izany ireo miaramila sasany. Nambarany fa misy mampirisika ny hialana amin’izy ireo nefa mbola Malagasy koa no avy eo karamain’ny vahiny hanaratsy […]
TSELATRA
Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, omaly, ny mpamilin’ilay fiarabe nitondra kaontenera nivadika sy nianjera tamin’ny fiaran’olona teny Manjakandriana, izay nahafaty renim-pianakaviana iray sy ny zanany vavy, ny herinandro lasa teo. Lehilahy lehibe iray manodidina ny 60 taona, hita faty tetsy akaikin’ny farmasia Volahanta, omaly hariva. Tonga naka ny razana sy […]
Vaky trano tetsy Ampitatafika : Mitentina 5 tapitrisa Ar ny entana very
Novakian’ny olon-dratsy ny tokantrano iray tetsy Avaratetezana Ampitatafika, ny alahadin’ny Paka teo. Teo anelanelan’ny tamin’ny 7 ora hatramin’ny 11 ora atoandro no nanatanterahin’izy ireo izany asa ratsy izany. Very, nandritra izany, ny sakaosy mainty iray, nahitana fakan-tsary canon EOS 60D, miaraka amin’ny objectif canon 2 (18 -135mm) sy finday samsung iray […]





