Hotanterahina etsy amin’ny Carlton Anosy, ny sabotsy 28 marsa 2026 ho avy izao, ny « Salon du Chocolat et de la Gourmandise ». Hetsika andiany faha-8, karakarain’ny Wednesday Morning Group (WMG). Hiarahany miasa amin’ny BNI Madagascar. “Anasongadinana ny vokatra eto amin’ny firenena sy hahafahana mamoaka ny talentan’ny Malagasy amin’ny famokarana vokatra vita […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Tsy niova ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina. Voatazona hanohy ny asany i Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa. Nikitika ireo teboka lehibe nandritra ny roa volana naha minisitra azy, ka heverina fa izay no antony nitazomana azy. Anisan’ireny ny fanavaozana ny lalàna mahakasika ny Omda ho an’ireo mpanakanto, sy ny lalàna […]
Hainahandro: Hivelatra kokoa ny « LaTabatra » andiany fahatelo
Havory amina toerana iray ny mpisehatra rehetra amin’ny hainahandro sy ny tontolony. Hiray talabatra, izay no tanjon’ny hetsika “LaTabatra”, hatao eny amin’ny CCI Ivato. Hetsika miompana manontolo amin’ny tontolon’ny hainahandro. Hotontosaina ny 18 sy 19 avrily ho avy izao ny andiany fahatelo amin’ny « LaTabatra ». Nisy ny fampahafantarana, izay notontosaina omaly, […]
INDRAY MIJERY
Notontosaina teny amin’ny distrika 20, anatin’ ny faritra 12, ny fanadihadiana nasionaly mahakasika ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana (PF), ny vohoka tsy niriana ary ny fikarakarana ny fahasarotana noho ny fanalan-jaza eny anivon’ny hopitaly. Natomboka ny volana desambra 2024 ka hatramin’ny desambra 2025 ny fanadihadiana ka nahazoana fijoroana vavolombelona avy amin’ny […]
Fahasalamana : 50 taona niara-niasa i Madagasikara sy i Chine
Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanatsarana ny rafitra ara-pahasalamana teto Madagasikara ny sinoa, tao anatin’ny 50 taona. Tolotra ara-pahasalamana sy fizarana traikefa ary fanampiana ara-pitaovana ny endrika nisehoan’izany. Manamarika ny faha-50 taonan’ny fiarahan’i Madagasikara sy Chine nisehatra tamin’ny fahasalamana isika izao. Nanolotra fitaovana ho an’ny hopitaly Anosiala, araka izany, ny hopitaly […]





