Hotanterahina eto Madagasikara, ny 30 sy 31 oktobra, eny amin’ny CCI Ivato, ny Congrès dentaire de l’Océan indien (CDOI), andiany voalohany. Fihaonambe hivondronan’ny mpitsabo nify eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ireo matihanina sy ny fampiasana ireo teknolojia vaovao eo amin’ny fitsaboana ny hetsika hatao. Zava-dehibe ho an’i […]
Taratra
Fiderana Jobily Lehibe- Ampifitia: hifampizara hery hanan-ganana kianja synthétique
Hanolotra seho etsy amin’ny FJKM Rasalama Martiora Manarintsoa Namehana, ny alahady 6 septambra ho avy izao, ny Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana. Fiderana Jobily Lehibe, iarahan’ny Fiombonan’ny mpanao gazety kristiana malagasy sy ny Ampifitia ary ny komity fankalazana ny faha-200 taonan’ny sekoly Rainisija Manarintsoa Namehana ny hetsika. Hanomboka amin’ny 3 ora […]
Urban Flow Festival: hanehoan’ny tanora an-tanàn-dehibe ny kolontsaina
Nanomboka omaly, hitohy hatramin’ny alahady, eto an-dRenivohitra, ny hetsika an-tanàn-dehibe, “Urban Flow Festival”. Maro ny hetsika tanterahina eo amin’ny Parvis Analakely. Miandrandra ny fandraisan’ny tanora maro anjara ny mpikarakara. Fotoana natokana hanehoan’izy ireo ny fahaizany amin’ny kolontsaina iainany ireo fotoana ireo. Ho an’ireo mpiangaly sy mpankafy ny dihy an-tanàn-dehibe “Urban […]
Teknôlôjia sy hira: manomboka voailika maneran-tany ny « Intelligence Artificielle » na IA
Tsy eto an-toerana ihany fa mipaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena mihitsy. Any Aostralia, tsy ekena ho zavakanto vokarin’ny aingampanahy ireo hira vokarina amin’ny « IA ». Nanara-dia ihany koa ny any Kanada… Nitondra fiovana lehibe maneran-tany ny niroboroboan’ny «Intelligence Artificielle» na «IA» tao anatin’ny taona vitsy. Saika mampiasa na ampiasaina azy io […]
Vaovao tambatra
Nidina ny vidin’ny vary hafarana avy any ivelany. Nahatonga izany ny fampiatoana ny haba sy ny hetra alaina amin’ny fanafarana vary. Tafaverina ho 650 Ar ny vidin’ny iray kapoaka, ankehitriny, any amin’ny faritra Anôsy, ary 100 000 Ar ny iray gony. Manana tahiry 20 000 t any an-toerana. Nisy fidinany […]




