Mitohy ny fiaraha-miasa! Natao sonia ny 31 aogositra teo ny fifanarahana eo amin’ny Antokondraharaha japoney ho an’ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena (Jica) sy ny governemanta malagasy. Mirakitra ny tetikasa fampiroboroboana sy ny fanodinana indostrialy ny sehatry ny vary, andiany faharoa, antsoina hoe Papriz 4 izy io. Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny […]
Taratra
Toamasina: hamokatra herinaratra 53 MW ny Spat
Hanorina orinasa mamokatra herinaratra, Spat Energie ny eo anivon’ny Orinasa mitantana ny seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PMLP-T, ka hananganana toby manokana hamokatra herinaratra 53 MW, izany. Hamatsy herinjiro izay ilain’ny seranan-tsambo sady hanampiana ny famatsian’ny Jirama sy ireo orinasa ao Toamasina ny tetikasa. Efa notinapaky ny filankevitry […]
Banky Foiben’i Madagasikara: manangon-kevitra ho an’ny « taxonomie verte »
Tanterahina mandritra ny iray volana ny dinika fifanakalozan-kevitra iarahana amin’ny Banky foiben’i Madagasikara. Mahakasika ny « Taxonomie verte » na ny tetikasa sy asa ara-toekarena mahafeno ny fepetra maitso izany. Manokatra dinika fanakalozan-kevitra amin’ny besinimaro miomba ny volavolan-drafitra «Taxonomie verte» ny Banky foiben’ i Madagasikara (BFM). Hetsika atao hametrahana ny […]
Fantina sy fintina
Tsy handroso i Madagasikara raha tsy homena fahefana hitantana ny fiarahamonina misy azy sy ny harena ao aminy ny fokonolona eny ifotony. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny antoko Fandrosoa faritsy iaby ho an’i Madagasikara (Fy M), Raderanirina Sandrison Daniela, izay efa kandidà ho filohan’ny Repoblika tamin’ny 2023. Ny olona miaina […]
Tsy ho kibay an-kelika !
Mazava kosa ny finiavana, hatreto! Efa miaka-dapa sy miara-midinika amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny hery velona rehetra na ireo nosokajiana ho “forongony” iringiriny aza. Tsy hidirana lalina izay voambara any anatin’ny fifandaharana sy ny fifanakalozan-kevitra. Ny zava-dehibe aloha, mivoaka miabo ny sary ho an’ny mpitarika ny Fanavaozana. Efa betsaka rahateo ny […]




