Taratra

TARATRY ny KANTO

Misy ny fiantsoana ho fanisana ireo matihanina eo amin’ny indostrian’ny zavakanto sy ny famoronana, hataon’ny Organisaton internationale de la francophonie, na ny OIF. Voakasika amin’izany ny Malagasy mpisehatra amin’izy ity, amin’ny maha mpikambana an’i Madagasikara ao. Hanampy amin’ny fampiroboroboana ny zavakanto sy ny kontsaina ireo matihanina ireo, ka hiara-hiasa amin’ny […]

Fampirantiana : Hanokatra ny mason’ny tsirairay ny « Jery »

Maherisoa Rakotomalala sy Tahina Rakotoarivony. Andrarezin’ny hosodoko sy ny hairahan’ny ankehitriny no hampiranty ny sanganasany, ao amin’ny Is’Art Galerie Ma­hatazana, ny 19 ka hatramin’ny 10 desambra izao. Loha­eny sady lohahevitry ny fampirantiana rahateo ny «Jery». Hanokatra ny mason’ny tsirairay bebe kokoa ireto mpanan-talenta roa ireto ka hijery ny any ambadiky […]

Fiarahamonina : Mila ampiasaina ny « fomba gasy »

Raha mijanona eo amin’ny fampahafantarana sy fampitiavana fotsiny… Tsy ampy ! Mila ampiasaina sy iainana ny fomba malagasy (na ny fomba gasy ». Tafarina ao anatin’ny fotoana fohy ireo lesoka mahazo vahana any anivon’ny fiarahamonina raha vitan’ny Malagasy izany. Rehefa mety ho mpitondra na mpitarika isan’ambaratonga, ohatra, mila miozona na manozon-tena. Raha […]

Horonantsary fanadihadiana: Antenaina ireo mpanatontosa amin’ny “FIFOI 2026”

Mahazo vahana kokoa noho ny sarimihetsika ny horonantsary fanadihadiana eto Madagasikara. Efa hasaina sahady ireo Malagasy mpanatontosa handefa ny sanganasany hifaninana. Nisy fandraisana anjara mavitriky ny mpanatontosa sarimihetsika mala­gasy hatrany ny “Festival du film de l’Océan Indien”, na ny “FI­FOI”. Efa manao antso avo amin’ ireo mpanatontosa ma­nana te­tikasa na […]

INDRAY MIJERY

Fantatra nandritra ny fananganan-tsaina fanaon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny alatsinainy teo, fa misy ny « audit » atao amin’ ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny. Ho apetraka koa ny vaomiera hamaha ny olana maro takin’ny sendikà, ny interne sy internes qualifiants ary ny mpianatra. Nisy ny atrikasa fandinihana famolavolana ny fanomanana ny didy fampiharana, ny fandaharam-potoan’ny […]