Taratra

TSELATRA

Olona maherin’ny 40 marary voan’ny fahapoizinana ara-tsakafo tany Mahajanga, ny sabotsy lasa teo. Manaraka fitsaboana ao amin’ny Hopitaly Jean Paul II Antanimalandy ny 33 amin’izy ireo. Nalefa eny amin’ny CHU Mahavoky Atsimo ny 10 hafa, raha any amin’ireo hopitaly sy klinika hafa ny ambiny. Avy nifety tany amin’ny toeram-pilanonana iray tany […]

Sinoa mivady nisoloky: Mitaky ny hanaraha-maso ny raharaha ny lasibatra

Manao antso avo amin’ny minisitry ny Fitsarana ireo mpitory, lasibatra tamin’ny fi­varotana tamin’ny alalan’ny fisandohana ny orinasany, mpitrandraka vato iray eto Ma­dagasikara. Takin’izy ireo ny hanaraha-maso sy handraisana andraikitra mahakasika io raharaha io. Raha ny fantatra, nahazo fahafahana vonjimaika ny sinoa iray sy ny vadiny, malagasy, afakomaly. Izy ireo izay […]

Vonoan’olona : Zazamenavava nataon-drainy sorona

Zaza enim-bolana nataon’ny rainy sy ny renibeny sorona tany amin’ny ladoany, tao amin’ny kaominina Miandrarivo. Voasambotra ireo nahavanon-doza. Notanan’ny zandarimaria manao ny famotorana avokoa ny ray niteraka, ny reniben’ny zaza ary ny mpanandro iray tompon’antoka tamin’ny vono olona tao amin’ny fokontany Ambavaha­divato, kaominina Miandra­rivo, distrika Faratsiho, ny 7 no­vambra lasa […]

VAOVAO TAMBATRA

Haharitra 90 andro ny fanadihadiana momba ny kaontim-bola ao amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny tetibola. Tanjona ny hijerena manontolo ny tsy fahatomombanana sy ny lesoka amin’ny fitantanana ny volam-panjakana. Hanatanteraka ny fanadihadiana ny Fitsarana momba ny kaonty sy ny Fitsirihana ankapoben’ny fanjakana (IGE), izay hatao ao anatin’ny mangarahara. Tsy nahitana […]