Hita faty tany anaty kirihatr’ala, tao amin’ny fokontany Beryl, Mananara Avaratra, omaly maraina, ny vehivavy iray mpihira teo aloha, tao anatin’ny tarika Willis. Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana izy io, raha ny fizahan’ny mpitsabo sy ny manampahefana. Potipotika ny fahitana ny razana, tsy nisy tanana sy tongotra ary mbola […]
Taratra
Vaovao momba ny MSA: Nivoaka tamin’ny fahanginany ny vondrona Sodiat
Mitsipaka ny fiampangana azy ny tale jeneralin’ny Vondrona Sodiat, Ravatomanga Maminiaina, manoloana ny vaovao navoakan’ny RFI… Taorian’ny vaovao izay navoakan’ny onjam-peo, Radio france internationale (RFI), ny 1 oktobra lasa teo, izay nitonona ankolaka ny anaran’ny filoha tale jeneralin’ny Vondrona Sodiat, Ravatomanga Maminiaina. Nisy ny fanitsiana sy fanazavana nataon’ity vondrona ity, […]
VAOVAO TAMBATRA
Mampandre ny vahiny mitsidika eto Madagasikara ny minisiteran’ny Fizahantany (MTA), fa misy ny laharana finday azo antsoina, hanomezana torolalana azy ireo, manoloana ny toe-draharaha eto amintsika. Ireto avy izany: 034 02 661 13, 038 48 568 65, 038 60 024 36 ary ny 038 51 599 51. Azo atao koa […]
Fanavaozana ny lalam-paritra : Mandroso ny asa any Fenoarivo Atsinanana sy Vohilengo
«Mandeha ny asa!» Araka ny vaovao navoakan’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Asa vaventy, (MTP), omaly, mandroso tsikelikely ny asa fikojakojana amin’ny lalam-paritra RP13A (RR ALJ-01), izay mampitohy an’i Fenoarivo Atsinanana (pk 0+000) sy Vohilengo (pk 23+000). Ny orinasa Pro Béton no tomponandraikitra amin’ny fanatanterahana izany. Amin’izao fotoana, ny “reprofilage”, izany hoe […]
RN6 : Harenina ny tetezana Mahavavy
Mandroso araka ny tokony ho izy ny asa fanarenana ny tetezana Mahavavy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6, eo amin’ny PK 568+720. Anisan’ny asa lehibe atao ny fametrahana tetezamby (pont modulaire), hamahana ny olan’ny fifamoivoizana sy ny fivezivezena any an-toerana. Efa vita ny andry (pile), hitaty ny tampon’ny tetezamby. Napetraka ny alatsinainy […]




