Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny 22 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, ny fifanintsanana baolina kitra ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Oniversite, “Ma-hery Futsal”. Araka ny fanazavana azo tamin’ny tomponandraikitra, Fief Mada, omaly, tetsy Analakely, hisy ny lelavola 2 tapitrisa Ariary hatolotra ho an’ny ekipa izay ho […]
Taratra
« World Cup 3×3 »: Vonona ny ekipa Mlagasy
Anatin’ny fiomanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, ny ekipa malagasy, Ankoay lahy sy vavy. Efa fantatra rahateo ny firenena hifanintsana amin’i Madagasikara ka hahafahana mahita sahady izay mety ho fizotran’ny lalao. Na eo amin’ny sokajy lehilahy na ny sokajy vehivavy, samy hifanintsana amin’ny Malagasy ny ekipan’i Etazonia, […]
Rugby lalaovin’olona 7 – Divizionina faha-3 : Vonona handrombaka ny amboara ny Makis
Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny diviziona fahatelo, taranja rugby lalaovina olona 7, lahy sy vavy. Anisan’ireo hiatrika izany ny Makis, lehilahy. Vonona izy ireo ny handrombaka ny amboara hiakarana ho divizionina faharoa. Hotanterahina anio, ao Dubai, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanatanteraka « Asaramanitra bagasy » ny Sehatra Bagasy. Sady hisantarana ny taona vaovao no fanohizana ny hetsika fanao isam-bolana. Amin’ny sabotsy 7 febroary izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany folakandro. Hifampiarahaba, hifampizara fifaliana ireo mpitia sy mpikolo ny bagasy. Azo antoka ny hisian’ny fiaraha-mihira. Manana […]
Famoronana ankehitriny: Very ilay fanahin’ny zavakanto
«Tsy azo tsaraina ny zavakanto», hoy ny fomba fitenin-dry zareo vahiny. Na marina na tsia io fomba filaza io, tsy azo ihadian-kevitra kosa ny hoe : «voatsara ho azy» ny zavakanto. Anisan’ny mpitsara goavana sy tsy azo ialana ny vanim-potoana. Azo antoka kokoa ny maha «kanto» ireo antsoina ho zavakanto raha […]





