Maro ireo olona misehatra amin’ny asa fivarotana sakafo amin’izao fotoana. Ao anatin’ ireo tovolahy manana traikefa amin’ izany Ranaivoson Eddy Rochel. Anisan’ny olon-tsotra mamelona ny vady aman-janany amin’ny resaka sakafo eto Madagasikara Ranaivoarison Eddy Rochel. Araka ny fanadihadiana natao taminy, omaly, efa hatramin’ny ela no naniriny hanao izao asa fandrahoana […]
Taratra
Fanorenan-trano: Mahazaka loza voajanahary ny “polymur”
Vaovao! Manara-penitra, mafy, mampihena ny fandaniana amin’ny fanorenana trano ny fampiasana ny “polymur”, vokatra vaovao ataon’ny orinasa Polytech eny Ambohimalaza. “Mahazaka tanteraka ireo loza voajanahary samihafa toy ny rivodoza, horohorontany, sns, izy satria vy avokoa ny mandrafitra ny trano sy ny rindrin-trano”, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitra ara-barotry ny Polytech, Ramamonjiarisoa […]
Filoha Rajoelina Andry : « Hamboarina tanteraka ny fitantanana firenena »
Tafaverina, afakomaly, ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. « Tsy manome tsiny izay nanao ireny zavatra ireny aho satria tena nilaina ireny. Raha misy ny alahelonareo dia alefaso aty amiko. Hamboarintsika tanteraka ny fitantanana ny firenena », hoy izy. «Tsy maninona, alefaso aty amiko ny alahelo sy ny hatezeranareo fa zakaiko. Tsy ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Filaharambe no hita eny amin’ny fakam-bola Gab, manerana ny Renivohitra. Fotoana fivoahan’ny karama ho an’ireo mandray izany isam-bolana rahateo izao, indrindra ny mpiasam-panjakana. Sarotra ihany koa, nifampitadiavana, ny solika teny amin’ny mpaninjara. Miantraika any amin’ny fanjifana avy hatrany anefa izany, hitarika ho any amin’ny varo-mazina sy ny risoriso. Mikatso tanteraka […]
Vata fampangatsiahana: Tsy azo ampiasaina intsony ny entona R 22
Nisitraka fiofanana mahakasika ny fitiliana mialoha sy ny fanaraha-maso ireo singa mpanimba ny sosona ôzôna ny mpiasan’ny Fadintseranana sy ny Polisin’ny tontolo iainana (OPJE) any Mahajanga. Ny 16 hatramin’ny 18 septambra 2025 teo no nanatanterahana izany. Efa manana ny fitaovana arifomba ahafahana mitily ireo entona mpanimba ireo isika, ka anisan’ny […]




