Taratra

Fanafihana tetsy Itaosy : Jiolahy iray lavon’ny balan’ny zandary, roa hafa naratra mafy

Nisehoana fifandonana mahery vaika teo amin’ny andian-jiolahy sy ny zandary miasa ao amin’ny tobim-paritra Itaosy, omaly maraina, tetsy amin’ny Cité Akany Sambatra, Ambohidrapeto. Jiolahy miisa telo voatifitra sy voasambotra. Iray tamin’ireo namoy ny ainy. Niaina tao anaty horohoro sy tahotra ny mponina teny amin’ny fokontany Antanetibe, Cité Akany Sambatra, kaominina […]

VAOVAO TAMBATRA

Hihatra manomboka amin’ity volana janoary ity ny fampakarana 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana. Hisy kosa ny fanambarana ny fampakarana “rappel” raha toa ka mbola tsy mihatra amin’ireo karama sasany izany. Mety handeha tsikelikely ihany koa ny fampakarana arakaraka ny minisitera. Miakatra avokoa ny vidin’ny legioma eny an-tsena, amin’izao fotoana izao. Mitaraina […]

Kly Randrianirina Michaël: «Mandresy lahatra ny vahiny handraharaha aty Madagasikara»

Vonona hiara-miasa amin’ireo mpampiasa vola samihafa i Madagasikira satria ma­nana ireo loharanon-karena stratejika mahasarika ireo mpampiasa vola. Vina napetraky ny fitondram-panjakana ny hialana amin’ny fampiasana solika mavesatra izay lafo sy mandoto ny tontolo iainana. Tanjona ny hampiasana ny angovo azo havaozina ho andry stratejika hampandrosoana ny toekarena. Tao anatin’ny lahateniny, […]

Vakinankaratra : Maro ny fotodrafitrasa vita

Maro sahady ny fiovana amin’ny lafiny fambolena sy fiompiana any amin’ny faritra Vakinankaratra tao anatin’izay roa volana nitantanan’ny minisitra Rasatarimanana José Nirina izay. Nataony laharam-pahamehana ny fanatsarana ny fotodrafitrasa. Miisa 12 ny Fikambanan’ny mpampiasa rano (AUE) notsidihin’ny teknisian’ny Fitantanam-paritry ny Fambo­lena sy ny fiompiana (DRAE) Vakinankaratra. Mirefy 398 km ny […]

Olan’ny famatsiana jiro sy rano: Nosoloina miaramila i Ron Weiss

Nesorin’ny Filankevi-pitantanan’ny Jirama tsy ho tale jeneraly intsony i Ron Weiss. Nosoloina ny jeneraly Rasolofomanana Hajatiana izy. Vita omaly ny fifamindram-pitantanana. Nahazo tale jeneraly vao­vao, noho izany, ny orinasa Jirama, araka ny ta­paky ny filankevi-pitantanana. Injeniera ny harena an-ki­bon’ny tany nianatra tao amin’ny Seko­ly ambony Politekni­ka, ny Jly Rasolomanana Hajatiana. […]