Aiza ho aiza ny toe-draharam-pirenen amin’izao? Mbola mahabe resaka etsy sy eroa… Nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa eto Madagasikara no tokony hitsarana ny filoha teo aloha. Amin’ny alarobia izao no hanomboka ny fikaonandoham-pirenena. Tsy mieritreritra ho kandidà izy fa miasa aloha izao… Tokony hotsaraina eto Madagasikara ny filoha teo […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Nametra-pialana ny tale jeneralin’ny CIS, ny Contrôleur général de police Libiria Ruffin Tolojanahary. Nambarany ho anton’izany ny andraikitra hafa horaisiny any amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Voatendry hisolo azy ny Kly Rabemanantsoa Fetrarivo. Kaomandin’ny zandary ao Ambositra ny tenany, farany teo. Nilaza ny hiverina amin-kery ny HVM, araka ny hita ao anaty Facebook. […]
Fifidianana lehiben’ny Faritra: Aorian’ny fikaonandoham-pirenena
“Taorian’ny fanafoanana ny fanendrena ireo governoran’ny Faritra: voatery hiroso amin’ny fanendrena vonjimaika ireo lehiben’ny Faritra aloha ny fitondram-panjakana eo anivon’ny filankevitry ny minisitra”. Io ny fanambaran’ ny eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, voaray tamin’ny fampitam-baovao, omaly. Tsy inona fa ny amin’ny fanendrena lehiben’ny Faritra amin’izao fitondrana izao. Mba […]
Fiaraha-miasa iraisam-pirenena: Hogiazana ireo kaontim-bola maloto napetraka any Soisa
Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, ny minisitry ny Raharaham-bahiny sady sekreteram-panjakana eo anivon’ny fitsarana any Soisa, Franz Xaver Perrez. Voaresaka ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta. Nifanaiky ny roa tonta tamin’izao fihaonana izao fa hogiazana ireo fananana sy kaontin’ny teratany malagasy, tafiditra anaty vola maloto, napetraka any […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy nitsitsy fitenenana ny kardinaly Tsarahazana Desiré. Nambarany ny alahady teo, tao Toamasina, fa tompon’andraikitra amin’ny fahantrana ny kristianina. Nohitsiny fa milaza azy ho kristianina ny 95% amin’ireo tomponandraikitra sy mpitantana rehetra. « Endrika ivelany ihany izany ary manao sinema fotsiny isika rehefa mivavaka », hoy izy. Tsy misy ambonin’ny lalàna ka […]




