Nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, fa niakatra avo indray ny voninahitry ny firenena. Nasongadina ny dingana vita eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Manamarika ny fahatokisana ananan’ny Firenena mikambana (ONU) an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny naha voafidy an’i Tombohavana Fabien ao amin’ny komitin’ny Firenena mikambana momba ny fiarovana […]
Politika
FANTINA sy FINTINA
Hitohy any Sainte Marie indray ny filankevitry ny minisitra, mitety faritra. Hotanterahina ny 10 jolay izao izany, araka ny fampahafantarana nataon’ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Mitohy amin’ny fanokafana ny “Festival des baleines” izany. Niatrika ny faha-50 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Kaomoro ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin, ny 6 jona teo, […]
Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana : Niofanana tany Ghana ny fitantanana trosa
Notanterahina ny herinandro teo, tany Ghana, ny atrikasa momba ny fitantanana ny trosa ho an’ireo fanjakana afrikanina ao anatin’ny tetezamita. Nikarakara izany ny eo anivon’ny “Institut africain de développement” ao amin’ny “Groupe de la banque africaine de développement”. Tafiditra amin’ny “Spotlight” ao anatin’ny Akademia afrikanina ho an’ny fitantanana ny vola […]
Fanatsarana fomba fiasa : Nohamoraina sy tsy ela ny fanamarinana fananan-tany
Dingana iray lehibe… Natolotry ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, teny amin’ny fari-piadidian’ny Fananan-tany, Antananarivo Renivohitra, Anosy, omaly, ny “Distributeur automatique d’information” (Dai). Vokatry ny fampiasana informatika amin’ny fangatahana taratasy fanamarinana fananan-tany (“certificat de situation juridique”) sy sarintany izany, izay azo ao anatin’ny minitra vitsy. […]
FANTINA sy FINTINA
Nanotrona ny fankalazana ny faha-23 taonan’ny antoko Tim ny avy amin’ny HVM. Nisolo tena azy ireo ny sekretera jeneraly, Rasambany Alain Desiré. Nambarany fa potika tanteraka ireo seha-pihariana rehetra ka mila fanarenana sy fanovana. Nisy ny fahanginana iray minitra ho an’ireo maty noho ny fahapoizinana sy ny any Ikongo, tetsy […]




