Politika

Fanotofana tany tsy ara-dalàna : Mitohy ny hetsiky ny borigady manokan’ny MFFT

Nanamafy ny hetsika efa nataony ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tsy handefitra amin’ny tsy fanarahan-dalàna ny eo anivon’ny borigady manokana ao amin’ny minisitera. Hiara-kiasa amin’ny Api­pa ity sampana manokana ity ary hijery sy hanara-maso ny fampanajana ny fenitra eo amin’ny fanorenana sy ny fanajariana […]

Kaominina Tanambao Tsirandrano, Bekily: Melohin’ny antoko Avi ny herisetra niseho

Niafara tamin’ny famoizana ain’olona ny tsy fanekena ny fahalanian’ny ben’ny Tanànan’i Tanambao Tsirandrano, distrikan’i Bekily. Manameloka izany ny antoko Avi. Miitatra ny raharaha ao amin’ny kaominina Ta­nambao Tsiandrano, distrikan’i Bekily. Maty nisy namono, ny sabotsy teo, ny zanaky ny ben’ny Tanàna voafidy tao an-toerana. Araka ny vaovao nampitain’ny fianakaviany, nisy […]

FANTINA sy FINTINA

Nodimandry, omaly, i Esoavelomandroso Andreas Monique Claudine, anisan’ny mpikambana vaovao ao amin’ny filankevi-pitantanan’ny mariboninahi-pirenena ao amin’ny faritanin’i Toliara. Efa nisahana ny andraikitry ny “Médiateur de la République” teo aloha ihany koa izy. Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa afaka manitsy ireo diso amin’ny mombamomba azy ny olom-pirenena rehefa tonga eny anivon’ny […]

Filana raharaha eny amin’ny kaominina: Hanamora ny fikirakirana dosie ny “Matac”

Anisan’ny fitaovana informatika hikirakirana ireo dingana samihafa ho amin’ny fahazoan-dalana manorina ny “Matac”. Natao hampiasain’ny eny anivon’ny kaominina izany hanomezana fahafaham-po ireo mila raharaha. Anisan’ny tetikasa novolavolain’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), amin’ny alalan’ny «Observatoire du Territoire – OT» ny “Matac”. Nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisitera fa […]

Fandraisana ny fivorian’ny COI : Ifarimbonana ny fanamboaran-dalana

“Ny kaominina Antana­narivo Renivohitra (CUA) tena miara-miasa akaiky amin’ny faritra Analamanga”. Io no nambaran’ny governoran’ny faritra Analamanga sady sekretera nasionaliny antoko TGV, Rasoamaromaka Hery, teny Ambohidahy, omaly, ny amin’ny fiomanan’i Mada­ga­sikara amin’ny fandraisana ny fihaonana an-tampony eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) faha-5. Hatao eny amin’ny CCI, Ivato, amin’ny 23-24 […]