Politika

Zakahely Boniface : “Maika ny fikaonandoha…”

Nitondra ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena, ny depiote teo aloha, i Zakahely Boniface. Tsy mankasitraka ny fifanarahana politika ny tenany raha hikaroka vahaolana manoloana ny tsy fitoviam-pijery eo amin’ny mpanao politika amin’izao fotoana izao. “Tsy misy afa-tsy ny fikaonandoham-pirenena anatin’ny fotoana fohy, hanovana ny Lalàmpanore­nana mampifanditra antsika sy niteraka korontana […]

Ceni: “Aoka tsy hisy fihantsiana ny fanehoan-kevitra”

Niditra amin’ny andiany fahefatra ny fikaonandoha nokarakarain’ny Ceni hiatrehana ny fifidianana. Tsy nipoitra ny avy amin’ireo kandidà 11… “Ny hany takinay: mba hatao ao anatin’ny fifanajana sy lavitry ny fihantsiana sy fifandranitana ny fanehoan-kevitra, ary atao ao anatin’ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny lalàna ary ny fifanarahana iraisam-pirenena nankatoavina”. Io […]

Fisamborana sy fanalavana fihazonana: mitaky ny hamoahana an’i Rina ireo olom-boafidy Tim

Nanao ranolava ny fitakiana. Nanao fanambarana tetsy Bel Air ireo olom-boafidy Tim, omaly. «Manameloka tanteraka ny nisamborana amin’ny tsy misy fotony sy tsy misy antony ary koa ny itazonana tsy araka ny lalàna ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randria­ma­sinoro Rina, izahay», hoy ny depiote Rabenirina Mamy. Nohamafisin’ny birao politika nasionaly izany […]

Praiminisitra Ntsay Christian : « Fifidianana ihany ny fahazoana fahefana… »

Hentitra ary tamin’ny feo avo ny lahatenin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, afakomaly, teny Ampahitrosy, Atsimondrano. Anisan’ny notsikerainy ireo mpanao politika sasany… “Tsy misy krizy politika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mazava ny lalana izorantsika: amin’ny alalan’ny fifidianana ihany ny fahazoana fahefana hitondra ny firenena mandritra ny dimy taona”. Io ny kabarin’ny […]

Tatitry ny depiote : nomena alalana ao amin’ny Magro Tanjombato

Nolavin’ny prefektiora ny fanatanterahana tatitra amin’ny vahoaka ny sabotsy izao, eny amin’ny kianjan’ny 13 mai. Na izany aza, nanolo-kevitra ho azy ireo ny “Prefet”, ny Jly Ravelonarivo Angelo. Namba­rany tamin’ny valin’ny fangatahan’ireo depiote fa anton’ny fandavana ny maha faritra ara-barotra “Zone commercial” ny eny Analakely sy ny manodidina ary maro […]