“Tsy mbola misy resaka ny amin’ny fanovana ny didy aman-dalàna momba ny fifidianana isika izao. Ny lalàna mifehy ny fifidianana efa misy amin’izao fotoana izao ihany no entina mikarakara fifidianana.” Izay ny fanazavan’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, i Tokely Justin, teny Ivato, afakomaly, momba ny fiatrehana fifidianana filohan’ny […]
Politika
Andrianainarivelo Hajo: “Voafitaka izahay fa tsy izao ilay fanovana”
Naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo, omaly. Voaresaka ny fifidianana sy ny nialany amin’izao fitondrana izao. Nambarany tamin’ny fandaharana, amin’ireo fahitalavitra maromaro fa niala izy ireo. “Tsy noesorina fa nanapa-kevitra ny tsy handray anjara intsony na nisy fanomezan-toky homena toerana aza. Tsy nety […]
Filoha Rajoelina : “Tsy hisy kaominina sy fokontany hadino”
Hiara-miasa amin’ny ben’ny Tanàna sy ny lehiben’ny fokontany ny filoha Rajoelina Andry, raha ny nambarany teny amin’ny CCI Ivato, omaly. ”Tsy hisy kaominina sy fokontany hadino”, hoy izy. “Teniko ombieny ombieny ny hoe tsy hisy distrika hadino intsony. Nanaovana fotodrafitrasa avokoa ny distrika rehetra. Miditra amin’ny dingana goavana isika izao: […]
Fanjakana sy ny eglizy katolika : mirary ny fitohizan’ny fiaraha-miasa ny Praiminisitra
“Mitondra ny fankasitrahana sy fankatelemana ny papa Fransoa ny fitondram-panjakana malagasy, tarihin’ny filoha Andry Rajoelina”, hoy ny kabarin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tany Namahora, Morondava, ny faran’ny herinandro teo. Lahateny natao nandritra ny fanamasinana ho eveka mpanampy ao amin’ny diosezin’i Morondava, ny Mgr Rakotojaona Jean-Nicolas Misaotra noho ny fanomezana fitahiana sy […]
Tetezamita: tsy mbola maty momoka ny fiketrehana
Mbola misy ny vondron-kery mikononkonona ny tetezamita, toy ny vondron’ny mpanohitra, andaniny. Ankilany, misy ny mpanao politika efa manomana fifidianana. Tsy maty momoka akory, fa mbola andrasana ny fiafaran’ilay resaka fitondrana Tetezamita. Anisan’ ny novoizin’ireo mpanohitra, nandritra ny hetsika natao tamin’ny faran’ny volana jona lasa teo. Tapaka tamin’izany ny hananganana […]




