Politika

Fikaonandoham-pirenena : Vonona hitarika ny FFKM

Ahoana ihany ny amin’ny fikaonandoham-pirenena? Mahabe resaka… Nanamafy ny FFKM fa vonona hitarika. Mialoha izany, hisy ny fihaonambe eto Antananarivo, amin’ny 18-21 mey ho avy izao. “Manamafy ny FFKM fa efa hatrany am-piandohana izao hetsika hotanterahina izao no efa naneho fahavononana hi­ta­rika ny fikaonandoham-pirenena, araka ny fanomezam-pahefana nomen’ny Filo­han’ny Fanavaozana […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika ny any Sava ny Filoham-panjakana mivady, omaly. Nanolotra ordinatera miisa 100 sy « Connexion internet » maimaimpoana ho an’ireo mpianatry ny oniversite any Antalaha izy ireo. Eo koa ireo fiara be « Bus » miisa roa. « Miasa ireo minisitra ireo na inona na inona resahina any anaty tambajotran-tserasera », hoy ny Filoham-panjakana. Hanomboka amin’ny fomba […]

Depiote Randrianasolo Nicolas; « Maro no efa nahazo tombony … »

Naneho ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena misy amin’izao fotoana izao ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas, omaly, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety teny Antanina­renina. Nambarany fa mifamahofaho ny resaka politika amin’izao fotoana izao. Marobe rahateo ireo zavatra tsara ho fantatry ny vahoaka malagasy. « Ny filoha teo aloha Andry Rajoelina sy […]

Tsy fisitrahana diplaomaty : Mamaly bontana ny Frantsay!

Mitsipaka marindrano ny fiampangana ny diplaomatiny miasa eto Madagasikara ry zareo frantsay. Nampanantsoina tany amin’ny Quai d’Orsay, ny mpirakidraharaha malagasy, miasa ao amin’ny masoivoho any Paris. Mazava ny an-dry zareo Frantsay: tsy mikasa, tsy mandray anjara, tsy tafiditra amin’ny raharaha fikasana hanakorontana ny fitondram-panjakana eto Ma­da­gasikara izy ireo. Ho setrin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Haka traikefa any Rosia ny Ceni. Nandray anjara tamin’ny fiofanana momba ny fanaraha-maso ny fifidianana notanterahina tany Rosia ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Tafiditra ho anisan’ny mpikambana i Madagasikara, taorian’ity fampiofanana ary nahazo fanasana hanara-maso ny fifidianana depiote, hatao any Rosia, ny volana septambra izao. Voafidy ho ben’ny Tanàna lefitra […]