Politika

Fiaraha-mivavaka amin’ny FLM : Miantso ny hiadiana amin’ny kolikoly ny Filoham-panjakana

Niara-niombom-bavaka tamin’ireo mpino FLM tao Antsirabe ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël mivady, ny alahady teo. Nisy ny hafatra nampitainy tamin’ireo kristianina sy ny vahoaka tamin’izany. Nangata-bavaka ho an’­ ny firenena ny Filo­ham-panjakana toy ny ma­ha­zatra azy amin’ny fanatrehana ny fotoam-bavaka tahaka izao, ankoatra ny famaliana ny hetaheta sy […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy nisy taratasy nosoniavina momba ny Vara Mada tamin’ny dian’ny Praiminisitra, Rajaonari­son Mamitiana, tany Washington, araka ny nambarany. Nanteriny fa tsy marina ny filazana fa nanao fifanarahana momba izany ny tenany. « Fifampiresahana ihany no natao fa tsy mbola nisy na inona na inona tapaka », hoy izy, ny zoma teo, teny […]

Minisiteran’ny Fitsarana : “Tsy mpanakorontana i Herizo mpikamban’ny Gen Z”

“Araka ny vokatry ny fanadihadiana, mihevitra ny fitsarana fa tsy mpanakorontana ireo tanora Gen Z voakasika, na teo aza ny fisian’ny fifanakalozana tamin’ny alalan’ny SMS sy ny hafatra miafina “WhatsApp” teo amin’i Herizo sy ireo olona heverina fa mety nikononkonona fanonganam-panjakana ka antony tsy main­­tsy nitondrana azy ireo teny anivon’ny […]

Kolonely Randrianirina Mickaël : “Vaindohan-draharaha ny fitsinjaram-pahefana”

Nitokana ny masoivohon’ny Banky foiben’i Madagasikara, ao Antsirabe, afakomaly, ao anatin’ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny vola malagasy ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël. Voaresany ny fanakaikezana kokoa ny vahoaka. “Anisan’ny vaindohan-draharahan’ny Fana­vaozana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fa­metra­hana ny sampandraharaham-panjakana eny ifotony hanakaiky vahoaka.” Io ny ka­barin’ny filohan’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Mitaky ny hamotsorana ny mpikambana Tim, ny Kly Rabe Jules, ny avy amin’ny fikambanan-drazana Vavea sy ny fianakaviany. Nanao fanambarana izy ireo, afakomaly, tao Toliara. « Mangataka amin’ny mpitondra ny hamoahana azy izahay », hoy izy ireo. Tsiahivina fa nosamborina tamin’ity herinandro ity izy ary tazonina aty Antananarivo. Voatendry ho mpanolotsaina manokana […]