Am-perinasa tanteraka ny eo anivon’ny Ceni amin’izao fotoana izao, taorian’ny nandraisan’izy ireo ny tolo-kevitra teny Iavoloha, ho fanatsarana ny fifidianana. Handalo dingana izany avy eo rehefa voadinika. Voalaza fa efa ao anatin’ ny fandinihana ireo sosokevitra momba ny fanatsarana ny zotram-pifidianana ny eo anivon’ny Ceni, amin’izao fotoana izao. Niainga tamin’ny […]
Politika
Kolonely Randrianirina Michaël : Manana andraikitra lehibe amin’ny fifidianana ny Foloalindahy
“Mazava ny zotra ho an’ny manamboninahitra malagasy, mila miady amin’ny kolikoly”, hoy ny Filohan’ny Fanavaozana. Nohamafisiny nandritra ny Fandresena 2026, tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe koa fa manana andraikitra lehibe amin’ny fanatanterahana fifidianana ny Foloalindahy. Notanterahina tao amin’ ny Akademia Miaramila Antsirabe, omaly, ny Fandresena 2026. Navoaka tamin’ ny fomba […]
FANTINA sy FINTINA
Hatao ho fetim-pirenena faharoa, tahaka ny 26 jona, ny 14 oktobra, araka ny nambaran’ny komity mpikarakara. « Entanina isika hanangan-tsaina ho fankalazana izany. Mbola hivoaka ny didim-panjakana momba izany », hoy ny minisitra ny Jly Lylison René de Roland, omaly. Tsiahivina fa ny 14 oktobra 2025 no fianianan’ny filoha, Randrianirina Michaël. Naiditra […]
Minisitra Fanirisoa Ernaivo : « Tsy ijerena loko politika ny tsy fanarahan-dalàna »
Naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety, tetsy Anosy, ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, manoloana ny fampidirana am-ponja ireo olon’ny fitondrana teo aloha. Anisan’izany ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle sy ny depiote teo aloha, Rahantanirina Lalao « Nina ». « Tsy misy resaka politika ny fampidirana am-ponja azy ireo. Mety fifandrifian-javatra […]
Tombana amin’ireo minisitra : Tsy azo ihodivirana ny hanovana ny governemanta
Efa mandeha ny tombana amin’ireo minisitra. Eo koa ny tohin’ny fifampiresahan’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tamin’ireo mpitarika antoko politika ka hiafara amin’ny fanovana ny governemanta. Efa manangasanga izany fanovana amin’ny ampahany na manontolo ny governemanta izany ary tsy ho dila ity volana oktobra ity. Voalaza fa efa hodinihina tsy […]





