Tafakatra 20 000 ha isan-taona ny ala ringana eto Madagasikara vokatry ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay hoentina handrahoana sakafo. 95% ny tokantrano malagasy no mbola miankindoha amin’izy ireny, raha toa 5% monja ny mampiasa ny angovo madio. Antony mahatonga ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) sy ny […]
Toe-karena
Internet ho an’ny rehetra: Hiara-kiasa ny Airtel Africa sy ny Starlink
Vita sonia ny 16 desambra teo ny fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel Africa sy ny orinasa Space X. Tanjona ny hahazoan’ny olon-drehetra ny internet, ampiasana ny Starlink, hatrany amin’ny toerana lavitra. Votoatin’ny fifanarahana ny hampidirana anaty tambajotra internet hampiasana ny Starlink Direct to Cell, tambajotra amin’ny alalan’ny zanabolana. Voakasik’ izany ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Miakatra ny vidin’ny lavanila taorian’ny fepetra noraisin’ny fanjakana. Ankehitriny, 80 000Ar-140 000Ar ny kilao ny lavanila mainty, raha toa ka 60 000Ar izany teo aloha. Vidina 65 000Ar-80 000Ar kosa ny iray kilao ny lavanila mena izay nojifaina 55 000Ar teo aloha. Tonga 35 000Ar- 40 000Ar/kg ny “cuts” raha […]
Andao hamaky boky: Hanampy ny ankizy hahay hamaky teny
Vita sonia ny alatsinainy teo, teny amin’ny EPP Antanimena II, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Fondation Axian, ny Teach for Madagascar ary ny Yas Madagascar momba ny tetikasa fampianarana mamaky teny ireo ankizy garabola ao amin’ity sekoly ity. Hanomboka amin’ny taona hoavy ny tetikasa « andao hamaky boky » ary hisantatra izany ny […]
Rohivoahary: Mampandroso ny fanarenana azy
Nandray anjara tamin’ilay famelabelaran-kevitra nokarakarain’ny Indri ny Miarakap sy ny Kinome, natao teny amin’ny Novotel, ny 9 sy 10 desambra teo, ny Tale jeneraly lefitra (DGA) ny orinasa Bôndy, Adrian Levrel. Lohahevitra nohazavainy ny « andraikitry ny mpandraharaha miantraika amin’ny fanomanana ny hoavy ». Notanisainy ny zava-bitan’ny Bôndy nandritra ny 6 taona […]




