Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Miakatra ny vidin’ny lavanila taorian’ny fepetra noraisin’ny fanjakana. Ankehitriny, 80 000Ar-140 000Ar ny kilao ny lavanila mainty, raha toa ka 60 000Ar izany teo aloha. Vidina 65 000Ar-80 000Ar kosa ny iray kilao ny lavanila mena izay nojifaina 55 000Ar teo alo­ha. Tonga 35 000Ar- 40 000Ar/kg ny “cuts” raha […]

Andao hamaky boky: Hanampy ny ankizy hahay hamaky teny

Vita sonia ny alatsinainy teo, teny amin’ny EPP Antani­mena II, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Fonda­tion Axian, ny Teach for Ma­da­gascar ary ny Yas Mada­gas­car momba ny tetikasa fampianarana mamaky teny ireo ankizy garabola ao amin’ity sekoly ity. Hanomboka amin’ny taona hoavy ny tetikasa « andao hamaky boky » ary hisantatra izany ny […]

Rohivoahary: Mampandroso ny fanarenana azy

Nandray anjara tamin’ilay famelabelaran-kevitra nokarakarain’ny Indri ny Miarakap sy ny Kinome, natao teny amin’ny Novotel, ny 9 sy 10 desambra teo, ny Tale jeneraly lefitra (DGA) ny orinasa Bôndy, Adrian Levrel. Lohahevitra nohazavainy ny « andraikitry ny mpandraharaha miantraika amin’ny fanomanana ny hoavy ». Notanisainy ny zava-bitan’ny Bôndy nandritra ny 6 taona […]

Fambolen-kazo 2026 : Hovokarina eny amin’ny kaominina ny zana-kazo

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, 17 desambra, teny amin’ny fokontany Amboara, kaominina Imerintsiatosika ny taom-pamboken-kazo 2026. Paikady vaovao no horaisina manomboka izao. Nitarika ny fotoana ny mpanolotsaina avo ny Fanavaozana ny Re­pobolika, ny kolonely Rampa­narivo Soloniaina, sy ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Manesi­manana Rafanomezan­tsoa. Lohahevitra […]

VAOVAO TAMBATRA

Miverina amin’ny laoniny ny fampiakarana rano (station de pompage) ao amin’ny kaominina Ivato, distrika Vohipeno. Vahaolana lehibe ho an’ny tantsaha, indrindra amin’ny fambolem-bary. Ahitana vavany 3, samy manana tosika 600 m3/ora. Mandeha amin’ny herin’ny masoandro (98 kW), manondraka lemaka 350 ha. Efa ho 50 taona no nisy fitaovana fampiakaran-drano farany […]