Toe-karena

Niomerika : Tsy mifandanja ny fisitrahana ny internet

Mivoatra ny niomerika eto Madagasikara saingy mbola vitsy ireo misitraka sy mampiasa izany, indrindra any amin’ny tontolo ambanivohitra. Mitotaly 6,3 % amin’ny fi­diram-bola ankapobeny ho an’ny mpanjifa iray ny saran’ny internety 2Go eto amintsika, izany hoe, avo roa heny amin’ny vidiny aty Afrika (3,5%), raha ny tatitra navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena. […]

Indri-Miarakap-Kinome : Toekarena maitso miteraka fampandrosoana haingana

Atao eto Antananarivo, omaly 9 sy anio 10 desambra, ny fikaonandoha iraisam-pirenena. Fihaonana mifantoka amin’ ny fametrahana fanamby hikarohana vahaolana hisian’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny toekarena maitso. Miaraka mikarakara ny fotoana, ny Indri, ny Miarakap, ny Econo­mic Policy Network ary ny Kinome. Nanatrika tao daholo ny sehatra avy amin’ny fanjakana, ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hafainganina ny fanarenana ny tohodrano any Sahamaloto Amparafaravola. Manondraka velaran-tany 10 000 ha izy ity raha vita, izay tena antoky ny fambolem-bary any an-toerana. Anisan’ny vahaolana maika nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana, Rasatarimanana José Nirina, izany, mba hitsinjovana ny tantsaha, sady hiatrehina ny taom-pambo­lena 2025-2026 izay tena ao anatiny […]

Olympia Tanjombato : Tranombarotra lehibe indrindra eto Madagasikara

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, nanomboka ny sabo­tsy teo, ny Olympia eny Tan­jom­bato. Tranombarotra ivondronan’ireo Malagasy mpandraharaha sy vahiny izay mi­dadasika amina velarana 16 800 m². Goavana sy manara-penitra tanteraka ny fotodra­fitrasa, ahitana toeram-pian­tsonan’ny fiara misy rihana dimy izay mahazaka fiara ha­trany amin’ny 240 ny Olympia. Mbola izy ihany koa no […]